Auteur/autrice : Adnews

SOMBIM-BAOVAO

Hotanterahina any Tunis Tunisie, ny 2 hatramin’ny 8 septambra ho avy izao, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja karate. Anisan’ireo handray anjara amin’izany i Madagasikara. Efa miatrika fanazaran-tena isan’andro ireo Malagasy mpilalao, araka ny vaovao voaray avy eo anivon’ny Federasiona malagasin’ny karate. Hotontosaina ny 26 hatramin’ny 28 jolay ho […]

Course de côte defi Bardahl: hiditra amin’ny dingana fahefatra

Hotanterahina ny sabotsy 27 sy ny alahady 28 jolay ho avy izao ny dingana fahefatra amin’ny fifaninanam-pirenena eo amin’ny Slalom sy ny Course de côte defi Bardahl 2024. Fifaninanana karakarain’ny klioba TACS ary hatao eny amin’ ny vohitr’i Manintona sy Ambohidava. Lalan-tany mirefy 2,83 km no hifaninanana amin’ity. Fihaingana eo Manintona […]

Ping pong – Tompondakan’i Afrika: nahazo ny laharana fahatelo i Madagasikara

Nahavita zavatra goavana nandritra ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, tany Botswana ny ekipa malagasy, ny herinandro lasa teo. Manana fanamby ny hiatrika lalao maneran-tany izy ireo. Tsara ny vokatra! Mada­gasikara no nahazo ny laharana fahatelo ta­min’ireo firenena 17 nandray anjara tamin’ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, taranja tenisy ambony latabatra, […]

Soavina : tratra ilay tovolahy nangalatra vola vidina kisoa

Tratran’ny zandarimaria ny tovolahy iray nangalatra vola vidina kisoa nitetina an-tapitrisany tao Isaingy, kaominina Ampanefy, afakomaly. Niasa tao amin’ny mpampiasa anatin’io kaominina io izy. Nahalafo kisoa izay ompiany ao an-tanàna ny mpampiasa ka nanomboka hafahafa ity tovolahy ity, ny 13 jolay teo. No­robainy tokoa ny vola vidin’ny kisoa. Nandositra izy […]

VAOVAO TAMBATRA

Hanondraka tanimbary 140 ha ny tohodrano any Manomboarivo, distrika Ambalavao, aorian’ny fa­narenana, raha 42 ha ihany teo aloha. Misy lemaka hafa koa efa hita, afaka hanondraka 1 680 ha rehefa vita raha 545 ha no vitany, ankehitriny. Manatanteraka izany ny fandaharanasa Defis, vatsian’ny Fida vola. Tonga teny Ambohijatovo Ambony sy […]