Miakatra hatrany ny vidin’ny cacao hatramin’ny fiandohan’ny taona, na eto amin’ny tsena anatiny na eo amin’ny tsena iraisam-pirenena. Ankehitriny, manodidina ny 35 000Ar ny kilao raha toa ka 40 000Ar izany taloha, rehefa novidiana 17 000Ar ny kilao. Tsy mifandanja ny tolotra sy ny tinady, mihena ihany koa ny tahiry maneran-tany. Na izany […]
Auteur/autrice : Adnews
Boeny sy Sofia : fampiofanana momba ny fiompiana drakaka
Faritra anisan’ny ahitana drakaka ny any Boeny sy Sofia. Ankoatra ny fihazana azy, azo atao tsara ny miompy azy. Natao tany Mahajanga, ny faran’ny herinandro teo, ny fampiofanana miompy drakaka any Mahajanga. Voakasik’izany ny fanalehibeazana ny drakaka manomboka 11 sm, satria izay no voafaritry ny lalàna ho azo amidy. Nambaran’ny […]
Tsena iraisam-pirenena: mitotongana ny vidin’ny nikela
Niverina nidina 16 000 dolara ny iray taonina amin’ny nikela eo amin’ny tsena iraisam-pirenena raha efa nahitam-piakarany hatrany amin’ny 19 000 dolara izany taloha. Manodidina ny 16 000 dolara ny iray taonina amin’ny nikela eo amin’ny tsena iraisam-pirenena raha toa ka efa tafakatra 19 000 dolara izany ny volana mey teo. Mahatonga […]
INDRAY MIJERY
Eto amintsika, tsy azo ifohana sigara ny toerana mihidy vory olona betsaka (biraom-panjakana, toeram-pisakafoana…) fa misy lamandy 2 500 Ar ho an’ireo olona tratra manao izany. Tontosa ny fanavaozana ireo boky miisa 12 fampiofanan-tena hahafehezana ny teny frantsay izay fampiofanana ampitain-davitra ho an’ny mpampianatra amin’ny ambaratonga fototra (Fadep). Nosokajiana anaty […]
Fikambanana ACNAA : hanohana ny tanora sy hanamora ny fikarohana
Najoro tamin’ny fomba ofisialy tetsy Ankatso, omaly, ny Association des chercheurs nationaux des astrophysiques et astronomies (ACNAA). Ho fampahafantarana ny lalam-piofanana mahakasika ny astronomie eny anivon’ny oniversiten’Antananarivo, izay ao anatin’ny fakiolten’ny Siansa, ny antony. Tanjon’ny fikambanana, araka izany, ny hanohana ireo tanora malagasy sy hanamora ny fikarohana mahakasika izany. Amin’ny […]




