Auteur/autrice : Adnews

EPP Ivato Tanàna : nofanina hahay hanavaka fako ny ankizy

Notanterahina teny amin’ny EPP Ivato, omaly, ny fanolorana ireo fitaovana fanavahana ny karazana fako ho an’ity sekoly ity. Tamin’ny alalan’ny tetikasa “Concours fresque” notanterahin’ny fikambanana Maeva no nahazoana ny fitaovana. Beazina hanavaka ny fako maina mety potika, toy ny taratasy sy gazety, kahie rovitra, baoritra… ny ankizy. Atokana toerana ihany […]

Slam Jah – Mozika rap : raikitra ny seho goavana

Ho ambohipihaonan’ireo mpanakanto zokiny nivoy sy mivoy ary mbola hivoy ny rap sy ireo mpankafy ny sehatra maitso Analamahitsy, ny tolakandron’ny alahady 28 jolay ho avy izao. Fampisehoana tafiditra ao anatin’ny fankalazana ny tsingerintaona faha-50 nahaterahan’i Slam Jah, izay mpikarakara ity he­tsika ity rahateo no hotontosaina eny an-toerana. Tanjona ny […]

TARATRY ny KANTO

“Vazo miteny any Ambatolampy”, miaraka amin’ Ifanihy. Ao amin’ny Akany Soanampiana Ambatolampy no hotontsaina ity fiarahana ity, ny sabotsy 27 jolay izao, manomboka amin’ny 9 ora alina. Fotoana iray araka ny nangatahan’ny mpankafy farany izy ity, ka hitondran’Ifanihy ireo hirany efa tany amin’ny taona 1984 hatramin’izao. Efa tokony hiroso amin’ny […]