Mpanohana tsy tapaka ny BNGRC ny Fiangonan’ny Jesoa Kristy ho an’ny olomasin’ny andro farany nanomboka ny taona 2020 no ho mankaty rehefa misy voina na loza miseho ka mahavoa ny mpiara-belona. Hapetraka ho tahiry ireo sakafo sy fitaovana azo hiomanana sahady amin’ny voina toy ny afo sy ny hafa. Efa […]
Auteur/autrice : Adnews
TARATRY ny KANTO
« Hikalo ny kanton’i Bessa & Lôla ». Araka ny fanazavana nomen’i Faniry Raelison, iray amin’ireo hanatanteraka ity seho etsy amin’ny CCEsca Antanimena ny tolakandron’ny 11 mey ity : « 40 eo ho eo ny hira ho hirainay. Ao ireo hira nahafantarana an’i Bessa sy Lôla. Ao ihany koa ireo hira noforoniny ihany koa […]
“Trio magique”: Hanampy an-dry Reko sy Nate Tex i Niu Raza
Herinandro maro lasa izay, nanambara ny Louvto Company fa hampiaraka an-tsehatra an’i Nate Tex sy ny Reko Band. Heno taorian’izay fa samy niatrika famerenana ny tarika roa tonta, ary tapaka fa ny 4 mey izao, manomboka amin’ny 3 ora no hanaovana ity seho ity, eny amin’ny CCI Ivato. Efa naneho […]
Tadidy vava: Mila fanarenana lehibe ny tontolon’ny kabary
Miroborobo fatratra ny fampianarana kabary. Ankizy dia efa hita mikabary… Samy maneho fivelarana ireo raha atao indray mijery. Ary raha hidirana lalindalina kokoa, inona ny zavatra hita ? Efa tsara raha ny lanonana rehetra hatrehin’ny Malagasy no hitadiavany mpikabary. Mahavelom-bolo, satria, endrika maneho ny fiverenana amin’ny an’ny tena. Manambara fa ho […]
“Festival Tsika Jiaby”: Tanjona ny hampiakatra avo ny lentan’ny mozika malagasy
Hetsika iraisam-pirenena, karakaraina Malagasy, ho an’ny mozika Malagasy. Izay no antom-pisian’ny “Festival Tsika Jiaby”. Hiditra amin’ny andiany voalohany ny eto Madagasikara, raha toa ka efa andiany faharoa kosa ny any Frantsa. “Tsika Jiaby”. Mahalaza ilay fiombonana, fiaraha-mientana, fihavanana maha iray ihany ny Malagasy. Ao anatin’izay lalan-tsaina izay. Tanjona ihany koa […]