Auteur/autrice : Adnews

Slalom – “XXL Last Race” : Hotanterahina ny 7 sy 8 novambra

Ny fifaninanana karakarain’ny klioba Auto sy Cross Car de Tana (ACCT) no manakatona ny fiadiana ny ho tompon­dakan’­i Madagasiakra 2026, taranja Slalom. Hotanterahina ny 7 sy 8 novambra ho avy izao izany, eny amin’ny Kianja Ampi­la­nonana Ambohimanga Rova. Andiany faha-23 iarahana hatrany amin’ny orinasa Star, miaraka amin’ny marika XXL. Nomena […]

«Ligue des champions Afrique»  : Nomontsanin’ny Young Africans 4 no ho 0 ny CFFA

Ratsy ny vokatra ho an’ny CFFA, teo amin’ny lalao mandroso, anatin’ny dingana faharoa hiadiana ny ho tompondakan’i Afrika «Ligue des cham­pions Afrique », taranja baolina kitra. Nomontsanin’ny Young Africans Tanzanie, tamin’ny isa mavesatra, 4 no ho 0, mantsy izy ireo. Fihao­nana notanterahina ny sabotsy lasa teo, tao amin’ny Kianja Azam Complex […]

Ivontoeram-piofanana teknika Carion : Nandaniana 2, 71 dôlara ny nanavaozana ny fotodrafitrasa

Nahazo fotodrafitrasa manaraka ny fenitra iraisam-pirenena ny baolina kitra malagasy. Fandaharanasa Fifa Forward. Afaka ampiasaina ho fanomanana ny ekipam-pirenena ny ivontoerana teknika nasionaly eny Carion. Na izany aza, tsy mbola afaka handraisana lalao iraisam-pirenena. Tontosa ny sabotsy lasa teo, tany Nandihizana Carion, ny fitokanana tamin’ny fomba ofisialy ny ivontoeram-piofanana teknika […]

TARATRY ny KANTO

Notanterahina tao amin’ny Maison Russe eto Madagasikara, ny sabotsy lasa teo, ny Festival iraisam-pirenena andiany faha-4 momba ny kolontsaina rosianina « Khorovod de l’amitié ». Hetsika nampivondrona ireo mpankafy ny teny sy ny kolon­tsaina rosianina, izay niarahana tamin’ny fanohanan’ny Maison Russe. Mpampia­natra avy ao amin’ny Ivontoerana momba ny siansa maha olona […]