Le ministère de l’Agriculture et de l’élevage (Minae), Suzelin Ratohiarijaona, a lancé un programme ambitieux de réhabilitation des infrastructures d’irrigation, visant à accroître la production rizicole dans le pays. L’objectif est de produire 5,6 millions de tonnes de riz cette année. Dans cette optique, plus de 100.000 hectares de périmètres […]
Auteur/autrice : Adnews
Fampandrosoana ny fizahantany: lesoka lehibe ny fitaterana ana habakabaka
« Lesoka goavana amin’ny fampiroboroboana ny sehatry ny fizahantany ny fitaterana ana habakabaka », hoy ny filohan’ny filankevi-pitantanan’ny Conféderation du tourisme de Madagascar (CTM), sady filoha lefitry ny Groupement des entreprises de Madagascar (GEM), Razafimahefa Tojo Lytah, tao amin’ny RFI. Nambarany fa lasa takalonaina ny sehatry ny fizahantany sy ny toekarena eto […]
VAOVAO TAMBATRA
Hotazonina amin’ny vidiny ankehitriny ny vidin-tsolika hatramin’ny faran’ny taona na mitaky ny fampiharana ny vidiny tena izy aza ny mpamatsy vola. Tsy ho zakan’ny mpanjifa raha toa ka ampiharina izany vidiny tena izy izany. Noho izany, hisy ny politika hapetraky ny fanjakana hirosoana tsikelikely amin’ny fampiharana mba ho afaka hihatra […]
Mahajanga : vary simba 518 gony nodorana
Nodorana ny zoma teo avokoa ireo gonim-bary simba miisa 518, tao Mahajanga, rehefa voamarina tamin’ny fitiliana natao fa tsy azo hohanina intsony. Notanterahina teo an-tokotanin’ilay orinasa mpanafatra entana, tompon’ny vary, ihany ny fandevonana ny vokatra. Nitarika izany ny minisiteran’ny Fampiroboroboana ny indostria sy ny varotra ary ny fanjifana, ny sefo […]
Fisitrahana herinaratra: hifantohana ny fampiroboroboana ny angovo azo havaozina
Tafiditra ao anatin’ny tetikasam-panjakana ny fampiroboroboana ny herinaratra, indrindra ny fampiasana ny angovo azo havaozina azo avy amin’ny rano. Misy ny dinika faharoa momba ny tetikasa hiatrehana ny fiovaovan’ny toetr’andro eto Madagasikara. Tanterahina mandritra ny 12 andro, eny Ampandrianomby, ny dinika faharoa momba ny fampiroboroboana ny angovo azo havaozina, izany […]




