Feno 60 taona ny Fivoriamben’ny Firenena mikambana momba ny Varotra sy ny fampandrosoana (Cnuced). Hatao any Geneve Soisa ny fankalazana, ny 12-14 jona ho avy izao. Miisa enina ny filoham- panjakana hanatrika izany, ka anisan’ny nasaina ny filoha Rajoelina Andry mivady. Miisa 28 ny minisitra miaraka amin’izy ireo, ka anatin’izany […]
Auteur/autrice : Adnews
Trafika tany Thaïlande : ampodiana ireo gidro sy sokatra
Nilamina ny resaka ! Averina aty Madagasikara ireo sokatra 1076 sy varika 48 naondrana antsokosoko tany Thaïlande. Nankany an-toerana nandamina izany ny minisitra Max Andonirina Fontaine. Tsy mitsaha-mitombo ny trafikana bibidia eto an-toerana sy iraisam-pirenena. Koa, ataon’ny governemanta malagasy ny ady amin’ny fanondranana tsy ara-dalàna. Nisy ny fifanarahana nataon’ny minisitra […]
INDRAY MIJERY
Métamorphose, io no anaran’ny tetikasa vaovao izay miompana amin’ny fampiroboroboana ny famoronana maharitra sy manaja tontolo iainana eo amin’ny tontolon’ny lamaody. Tetikasa izay hotantanin’ireo maintimolaly fito mianadahy nandray anjara tamin’ny “International Visitor Leadership Program (IVLP) 2020”. Fanentanana ny mpiasan’ny fahasalamana sy ireo olon-tsotra hanome ra maimaimpoana no hanamarihin’ny Hopitalin’i Fianarantsoa ny […]
Fitsarana Anosy: mpahay kaonty 12 mianadahy nanao fianianana
Notanterahina teny amin’ ny Lapan’ny fitsarana Anosy, efitrano fahefatra, ny fotoam-pitsarana nandraisan’ny fitsarana ny fianianan’ireo mpahay kaonty sy ara-bola (experts-comptables et financiers) 12 mianadahy. Andro lehibe ho an’ny Holafitry ny mpahay kaonty sy ara-bola ihany koa ity fotoana ity, nahafahan’ny filohan’ny holafitra nampahalala ny tsara ho fantatra rehetra tamin’ireto 12 […]
Fifamoivoizana : miverina miasa ireo polisin’ny fitaterana
Tanjon’ny minisiteran’ny Fitaterana sy ny famantarana ny toetr’andro ny hampihena ho 50% ny lozam-pifamoivoizana amoizana ain’olona amin’ny taona 2030. Mametraka paikady izy ireo hanatrarana izany. Haverina amin’ny asany, araka izany, ireo polisin’ny fitaterana an-dalambe izay eo ambany fiahian’ny Antokon-draharaha misahana ny fitaterana an-tanety (Agence des transports terrestres – ATT). 28 […]




