Auteur/autrice : Adnews

Samy mpianatry ny Lycée: tovovavy iray maty notsindronin’ny sakaizany antsy

Maty notsindronin’ny tovolahy iray antsy ny tovovavy iray sakaizany tao amin’ny fo­kontany Mananara, Anjozo­ro­be, afakomaly hariva. Voa­laza fa hasarotam-piaro no na­ha­tonga ny adin’izy ireo ka izao niafara tamin’ny vonoan’olona izao. Araka ny fampitam-baovao voaray avy amin’ ny mpiara-mianatra amin’izy ireo, samy mpianatra kilasy voalohany (1ère) ao amin’ny Lycée Anjozorobe ireto […]

Sokatra tratra tany Thaïlande: Karohina ny toerana namoahana ireo biby

Manohy ny fanadihadiana sy ny fikarohana hamantarana ny toerana nivoahan’ireo sokatra tratra tany Thaïlande ny zandarimaria, ny ekipan’ny Dred ary ny MNP amin’izao fotoana. Faritr’ala 28 no hita mandrafitra ny faritra Atsimo Andre­fa­na. Komity ifotony momba ny valanjavaboahary 425 ihany koa miara-miasa amin’ny MNP. Tsy ahitana sokatra “astrochelys radiate” ao […]