Tafiditra ao anatin’ny fampivelarana ny tontolon’ny soratra. Hiova tsy tahaka ny nahazatra hatramin’izay… Hanatanteraka antsa lehibe ny Faribolana Sandratra avy any Anjeva. Raha ny avy any an-dRenivohitra no manatanteraka hetsika any amin’ny sampana… Hiova indray izany ! Ho avy eto Antananarivo ny Faribolana Sandratra avy any Anjeva. Hanatanteraka antsa tononkalo […]
Auteur/autrice : Adnews
Tetikasa Kopakelatra : tavoahangy 7 700 voaangona
Nanao hetsika goavana tany Toamasina ny ekipan’ny RSE ao amin’ny orinasa Star, ao anatin’ny tetikasa Kopakelatra, entina hitsinjovana ny tontolo iainana. Taorian’ny fitetezana ny tanàna, nanentanana ny mponina, maherin’ny 7 700 ny tavoahangy plastika avy nampiasaina voaangona. Tohin’ny nametrahana toeram-panangonana manokana efatra (Club Nautique, Total Villa Plexis, Galana Bazary Be, […]
Lehilahy iray maty : nibaradaka ilay nanome poizina
Nibaradaka teo am-piandrasam-paty ny lehilahy iray ahina ho nanome poizina tao Fenoarivo Doany, ao Fenoarivo Atsinanana, ny alarobia 8 mey lasa teo. Nilaza ho nanenina ny zavatra nataony teo anoloan’ilay namany namoy ny ainy izy… Nisehoana trangan-javatra tsy mbola fahita tao amina fiandrasam-paty tao Fenoarivo Doany, ao Fenoarivo Atsinanana, ny […]
INDRAY MIJERY
Araha-maso hatrany ilay tangoron-drahona ao avaratra atsinanan’ny Nosy. Raha ny vinavina, tsy misy ahina ny mety hikasihany an’i Madagasikara na hivadika rivodoza aza ny faran’ny herinandro. Tombanana hitoetra ny orana malefaka miatoato any amin’ny morontsiraka atsinanana. Handrahona mety harahina erika kosa ny atitany Atsinanana sy ny ilany Atsinanan’ny afovoantany. Tombanana […]
Cisco Avaradrano : niakatra ny isan’ny mpiadina CEPE sy BEPC
Hifarana rahampitso ny adina ara-panatanjahantena ho an’ny Cisco Avaradrano raha efa nosantarina ny zoma lasa teo. Toerana telo no mandray ny mpiadina 8497 mandritra ny herinandro : Talata Volonondry, Ankadinandriana ary eny amin’ny Kianja Akamasoa (tantanin’ny mopera Pedro), araka ny fanazavan’ny lehiben’ny Cisco Avaradrano, Ratsimandresy Aina. Nilamina ny fizotry ny fanadinana, […]




