Naratra voan’ny tora-bato teo amin’ny teta-masony, ny zandary iray nandritra ny fitokonan’ny mpianatry ny Oniversite an’Antananarivo, teny Ankatso, omaly. Nidina an-dalam-be, nitsoaka kiririoka nanohy ny fihetsiketsehany ireo mpianatra. Raikitra ny tora-bato nataon’ireo mpianatra nanoloana ny mpitandro filaminana. Niezaka nifehy ny fandriampahalemana teny amin’ny manodidina ny zandarimaria, ny maraina. Voatoraky ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Hetsika Tselatra: tratran’ny miaramila i Tongany sy i Takoany
Noraisim-potsiny! Taorian’ny didy fampisamborana navoakan’ny Fitsarana ambaratonga voalohany ao Mampikony, tratran’ny miaramila i Tongany sy i Takoany, dahalo roa lahy samy raindahiny amin’ny fanafihana. Miaramila ao amin’ny sakelika voalohany, anatin’ny vondrona mpampandry tany iraisam-piadiana faharoa, manao ny hetsika « Tselatra », tao amin’ny fokontany Mangarivotra, kaominina ambanivohitr’i Malakialina, fari-piarovana sy filaminana Ankarafantsika […]
Mirongatra ny vaky trano… : jiolahy iray matin’ny fitsaram-bahoaka tao Toamasina
Jiolahy iray matin’ny fitsaram-bahoaka tao Andranomadio Toamasina, afakomaly. Raim-pianakaviana iray no niharan’ny fanendahan’io jiolahy io ka nahatezitra ny fokonolona… Mirongatra ny vaky trano sy fanendahana ao amin’ny fokontany Andranomadio Toamasina. Lasibatry ny jiolahy hatrany ny akoho amam-borona sy ny entam-barotra, hatramin’ny lamba miahy eo an-tokontany aza, lasa daholo, araka ny […]
04 mey 2024
Football – Coupe de Madagascar: les grandes équipes à l’affiche
Les huitièmes de finale de la coupe nationale 2024, promettent d’être particulièrement palpitants avec des confrontations directes entre plusieurs équipes de l’élite du football malgache. Les matchs programmés les 4, 5 et 12 mai mettront aux prises des clubs bien connus des supporters, tels que Fosa Juniors, qui attend de […]




