Hanamarika ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny infirimiera ny eo anivon’ny Holafitra (Conim), amin’ny herinandro ho avy io. Hitsabo maimaimpoana ireo mponina amin’iny lalana mihazo an’i Toamasina iny izy ireo amin’izany. Nambaran’ny filohan’ny Holafitry ny infirmiera, Andrianarison John na i John Love, fa maherin’ny 4 000 ireo hiara-kiasa amin’izy ireo amin’izao […]
Auteur/autrice : Adnews
TARATRY ny KANTO
“Urban Vibes” – etsy Mahamasina. Mr Sayda, Gaei, Ceasar, Madmax, Basta Lion, Agrad, Rim-Ka, ary i Skaiz. Ireo ny mpanakanto nosafidiana manokana hanafana ny “World Cola Urban Vibes” andiany faharoa, etsy amin’ny Lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina. Hanampy azy ireo ny mpikosoka kapila efatra efa manana ny lazany. Tafiditra […]
Hetsika ara-javakanto marolafy: hanampiana ny foko Mikea ny vola azo
« Mikea – Les derniers chasseurs-ceuilleurs de Madagascar, une culture en voie de disparition ». Io no lohatenin’ ilay boky navoakan’i Thierry Cron. Raha hadika tsotsotra, « Mikea – Ireo mpihaza sy mpioty farany ao Madagasikara, kolontsaina andalam-pahaverezana ». Boky maneho ny momba ireo Mikea, izay foko iray anisan’ny miavaka eto Madagasikara, satria mbola […]
Anthonio Rico : hivoaka ny boky “Folo folahana an-kabary”
Eo am-panomanana ny hamoahana boky “Folo folahana an-kabary”, ankehitriny, i Anthonio Rico. Mpanoratra sady mpikabary manana traikefa eo amin’ny fampitam-pahalalana. Boky misy fizarana dimy, ahitana karazan-kabary samihafa. Anisan’izany ny fandrika an-kabary, kabary ankaratsiana, ny ankafaliana, ohabolana… « Boky tsy mena-mitaha amin’ireo efa nivoaka hatramin’ izay izy ity, satria, mitana ireo andraikitra […]
« AF Mobile » : tanjona ny hisarihana ny mpianatra ho liana amin’ny haikanto
Nandritra ny hetsiky ny Alliance française, tao anatin’ny “AF Mobile” no nanomezana tosika ireo ankizy sy tanora, mpianatra, misehatra eo amin’ny tontolon’ny haikanto. Eo koa anefa no nisarihana ireo mbola variana amin’ny zavatra hafa. Tontosa omaly, teny anivon’ireo sekolim-panjakana sasany, teto amin’ ny fari-piadidiam-pampianarana Antananarivo Renivohitra, ny fidinana ifotony nataon’ny […]




