Auteur/autrice : Adnews

Faritra Itasy : natolotra ny drafi-pampandrosoana

Nampahafantarina omaly, tetsy Anosy, ny drafi-pampandrosoana ny faritra Itasy. Jere­na manokana ny sehatry ny toekarena, ny sosialy ary ny tontolo iainana, izay nahazoana tantsoroka teknika avy amin’ ny Fandaharanasan’ny Firene­na mikambana momba ny fampandrosoana (PNUD). Hianto­hana ny hoavin’ny mponina amin’ny alalan’ny fitantanana mahomby ny drafitra napetraka. «Tantsaha avokoa ny 99% […]

Taninketsa indostrialy : hanohana an’i Madaga­sikara i Japon

Ao an-damosin’i Madagasikara ny firenena japonais amin’ny fampandrosoana ny tetikasa “Odof”. Zava-dehibe ny fisian’ny mpampiasa vola sy ireo mpanosika tetikasa matihanina. Mitovy fijery ny minisitry ny Fampiroboroboana ny indostria sy ny varotra ary ny fanjifana sy ny ambasadaoron’i Japon, Abe Koji, nandritra ny fifampiresahan’ny roa tonta, ny alarobia teo, tetsy […]

Madagascar Oil: voakorontan’ny resaka fitsarana ny tetikasa Tsimiroro

Nifindra aty Madagasikara rehefa avy any Bermudes, Maorisy. Voakitikitika ny seha- piharian’ny orinasa Madagascar Oil, satria tratry ny disadisa ara-pitsarana tsy manam-pahataperana ny orinasa reniny US Holding Ltd. Efa manana ny lanjany amin’ny famatsiana eto an-toerana, ny solika ma­vesatra vokarin’ny Mada­gas­car Oil SA (MOSA), efa ho he­rin­taona mahery izao. Mi­antraika […]

UP-Fankatia : hizara fijery hafa momba ny fitiavana

Olam-piarahamonina iray goavana amin’izao fotoana izao ny mahakasika ny fiainam-pitiavana. Mahazo vahana ny fisaraham-panambadiana eny amin’ny fitsarana. Maro ny tsy mahatsangana tokantrano. Betsaka ny tanora diso lalana. Maro ny antony mahatonga izany. Manoloana izay indrindra dia mihamaro ny fitaovan-tserasera sy fifandraisana mivoy ny fitadiavam-bady sy fanamorana ny fihaonan’olon-droa. Maro ny […]

Fizahantany : miroborobo ny asa sy ny fihariana any Menabe

Nampihaona ireo mpisehatra amin’ny fizahantany “Tour opérateur” teny Ambohibao, tamin’ity herinandro ity, ny eo anivon’ny Groupe Kimony. Nivoitra tamin’izany ny fampahafantarana ireo toerana sy “site” ary tolotra marobe ho an’ny mpizahatany. Nambaran’ny mpandraharaha, i Abdulla D., fa efa nanomboka niainga sy miarina ny fizahantany any amin’ iny faritra iny amin’izao […]