O’Suzah sy Barijaona, andrarezin’ny hira malagasy. Nanomboka tany ho any amin’ny taona 1950, ka hatramin’izao, mbola tsy lefy laza ireo hira nokaloiny : « Hanina an’ny Neny », « Sompatra », « Kio, kio, kio »… Ankoatra ireo feo kanto nananany sy ahatsiarovan’ny maro azy, fantatra fa hamoaka boky momba ireto ray aman-dreniny ireto i Edith Barijaona. […]
Auteur/autrice : Adnews
Fondation H – Fako tonga zavakanto: mampirantynyasan’nytanany i Olivia Bourgois
Ny fiavahanyamin’nyzavatrarehetra no singamahakantonyzavatrairay. Mampiavakanympanakantoirayihanykoanyfitondranyvokatsoasyfahafinaretanaamin’nykantoataonyhoan’nymanodidina. Tavoahangyplastikasyvy, taratasy, poti-damba … Izanyrehetraizany no nampiasainahanehoanazavatrakanto, ampirantianaenyamin’nyImmeuble H Andraharo, nanombokanyalarobia 23 novambrateo. Rantynomenanylohateny :“Cellules humains, c’estluil’humain” . Tetikasanentin’i Olivia Bourgoisnifaninanatamin’ny “Prix Paritana 2022” ka nahazonynylaharanafaharoa. Kanadianina 20 taonaterakateto Antananarivo i Olivia Bourgois,namadikanyfakoplastika ho zavakanto. Fampifandraisananynianaranysynyzava-misyiainanaankehitriny no nahatongaazyhanaoizaotetikasaizao, rahanyfanazavany. Manehonydinganasylalam-piainan’nyolombelonairay, nylasasynyankehitrinyaryny ho avyiretotsanganasanyireto. Anisan’izanynyfiovan’nylokon’nysingaarakanytaratramanazavaazy. Trangaizayhitataratraamin’nyfiainan’nyzanak’olombelona. […]
Basikety-BAL Elites 16: resy fanindroany ny Cospn
Niatrika ny lalao faharoa, amin’ny dingana faharoan’ny fifanintsanan’ny BAL (Basketball Africa League), ny Cospn Madagasikara, omaly. Mbola resy fanindroany indray izy ireo taorian’ny faharesena voalohany, ny talata lasa teo. Ny ekipan’ny Ferroviario Da Beira avy ao Mozambika no nifandona tamin-dry Elly sy ry Jerry, tao amin’ny kianjan’ny Ellis Park Arena […]
Bodybuilding-tompondaka eran-tany: Malagasy roa hihazo an’i Thaïlande
Atleta roa (lahy sy vavy) nisalotra ny tompondakan’i Madagasikara 2022, eo amin’ny taranja Bodybuilding, no fantatra fa hiatrika ny fiadiana ny tompondaka eran-tany hatao any Thaïlande, ny 12 desambra ho avy izao. Noho ny fanasana voarain’i Madagasikara avy amin’ny Federasiona iraisam-pirenena no antony handehanan’izy mianadahy amin’ity fifaninanana ity. I Fitiavana […]
Kitra any ivelany: tsy manana klioba intsony i Cristiano Ronaldo
Tsy mpilalaon’ny Manchester United, klioba anglisy (MUFC) intsony i Cristiano Ronaldo, mpilalao baolina kitra kalaza portogaly. Vaovao niely tao anaty tambajotran-tserasera, tamin’ny talata teo. Noho ilay valandresaka nataony tao anaty fandaharana ka nilazany fa namitaka azy ny Manchester United, nanambara koa izy fa tsy manaja azy i Erik Ten Hag, […]