Loza nahatsiravina! Indray namoy ny ainy ny Profesora iray sy ny vadiny, niharan’ny fivadihan’ny fiara tampoka teny amin’ny lalam-pirenena faha-44, teo Andranokobaka-Andilanatoby, Ambatondrazaka, omaly. Tokony ho tamin’ny 11 ora latsaka, fiara tsy mataho-dalana iray marika “Rexton” no nivoaka ny arabe ary nifatratra tany anaty kirihitra. Nikasa hihazo an’ Ambatondrazaka, hamonjy […]
Auteur/autrice : Adnews
Vahaolana ifotony
Avy any ambony ny ohatra fakan-tahaka? Any ifotony kosa ny olana mila vahana, indrindra amin’izao fahasahiranana diavina sy iainan’ny firenena izao: fidangan’ny vidim-piainana, tsy fandriampahalemana… Lazaina mandrakariva fa tsy azo ihodivirana izao krizy eran-tany izao noho ny ady eo amin’i Ukraine sy i Rosia. Tsy fantatra be ihany izay mety […]
Nosakanan’ny Emmo/Reg ny hetsiky ny Tim any Antsiranana
Tsy afa-bela isaky ny hihetsika. Tsy tanteraka indray ny fivoriana, nokasain’ny antoko Tim hotanterahina tao Antsiranana, omaly. Tahaka ny efa nanakanana ny tetsy amin’ny Magro Behoririka. Miatrana avokoa ny Emmo/Reg amin’ireo toerana ireo. Nahitana mpitandro filaminana avokoa ireo lalana mihazo ity toerana any Antsiranana ity. Tsy nahazoana alalana io hetsika […]
Afrobasket U18 – Manasa-dalana: Nanao pay-droa, samy tafakatra ny Ankoay lahy sy vavy
Samy nahazo ny tapakila amin’ny dingana manasa-dalana avokoa ny Ankoay zazalahy sy zazavavy eo amin’ny fifaninanana Afrobasket, sokaky latsaky ny 18 taona. Na izany aza, miandry azy ireo ny andrarezina afrikanina eo amin’ity taranja ity. Fahombiazana tanteraka ho an’i Madagasikara! Samy tafakatra amin’ny dingana manasa-dalana ny Ankoay zazalahy sy zazavavy. […]
Ravalitera Jacques Michaël: “Tanjon’ny Ceni ny hidiran’ny rehetra ao anaty lisi-pifidianana”
An-dalana amin’ny fanavaozana tanteraka ny lisi-pifidianana ny Ceni amin’izao fatoana izao. Aiza ho aiza? Manazava ny mpanolotsaina eo anivon’ny Ceni foibe, Ravalitera Jacques Michaël: “Tanjon’ny Ceni amin’izao ny hampidirana ao anatin’ny lisitry ny mpifidy ny olom-pirenena feno 18 taona.” Dinidinika… Gazety Taratra (*): Aiza ho aiza ny Ceni amin’ny fanavaozana […]