Ny Compagnie Mangano Massip, avy any Frantsa indray no hiaka-tsehatra eny amin’ny Institut français de Madagascar (IFM) Analakely, ao anatin’ny «Festival Temps Fort Théâtre », anio. Mandritra izany no hilalaovan’izy ireo ny piesy teatraly « Les Aimants ». Vondrona mpiangaly teatra anisan’ny manana ny maha izy azy ny Compagnie Mangano Massip. Firenena maro tao […]
Auteur/autrice : Adnews
Mora mandray zavatra tokoa ! Voarebirebin’ny atsanga tsy aman’ orana ny Malagasy
Malaza ho mahay mandray vahiny ny Malagasy. Rehefa zohina, tsy ny vahiny ihany no hainy mandray fa zavatra maro. Tsy miandry fotoana ela ny ankamaroan’izy ireny dia efa any amin-dRamalagasy. Rehefa voarainy indray, tsy amelany na hita fa randrana tsy manendrika ny tena aza ! Mahay zavatra ny Malagasy! Eny, tena […]
FANTINA sy FINTINA
Nirarakompana ny fanesorana sy fanendrena prefet na sefo distrika teo anivon’ny minisiteran’ny Atitany, nandritra ny filankevitry ny minisitra afakomaly, teny Iavoloha. Miisa 26 izy ireo ka anisan’izany ny sefo distrika boriborintany II sy III. Ny prefet an’Antsiranana, Maevatanana, Nosy Be, Ambatondrazaka, Antsohihy… Hirosoana ny fanakatonana ny kaonsily jeneralin’i Madagasikara any […]
Fahatsiarovana ny 29 marsa : hanomboka anio ny hetsika
Fampahatsiahivana… 29 marsa 1947-29 marsa 2024: feno 77 taona ny tolom-panafahan’ny tia tanindrazana. Hanomboka amin’ny fomba ofisialy anio, ny hetsi-pahatsiarovana, eny amin’ny zaridainan’Anosy ho an’Antananarivo, araka ny fanazavan’ny tale misahana ny mpiady tia tanindrazana sady filohan’ny komity teknika mpikarakara, ny jeneraly Randrianantenaina Emilson. Hisy ny fizaham-pahasalamana maimaimpoana ho an’ireo mpiady tia tanindrazana sy […]
Tany hanototra!
Fomba fiteny mahazatra hatrizay ny hoe: tany hanototra ve ka hiadiavana. Tsy mitombina intsony izany ankehitriny. Rangory fototry ny afo amin’ny fifamonoana sy ny fifampisaraham-bazana amin’ny mpiara-monina ny ady tany. Firifiry ny mpiray tampo no mifanindrona antsy na mifandatsaka aina? Firifiry ny mpiray tanàna no mifandramatra sy mahavita mifampitory […]




