Auteur/autrice : Adnews

Toamasina : hampanarahana fenitra ny jono

Tafiditra ao anatin’ny fe-potoana 100 andro, napetraky ny filoham-pirenena ny fampandrosoana isam-paritra. Anisan’ny fomba hanatrarana izany ny fampiharana ny lalàna mifehy ny jono mahakasika ny fitaovana ampiasain’ny mpanjono. Tonga tany Toamasina ny iraka avy any amin’ny minisitera foibe, notronin’ny fitaleavam-paritra momba ny jono sy ny toekarena manga, faritra Atsinanana. Nanampy […]

Tao anatin’ny efa-taona: nihena ny fanafaran’i Madagasikara vary

Mihena hatrany amin’ny 424 007 t ny vary nafaran’i Madagasikara tamin’ny taon-dasa. Antontan’isa ambany indrindra tao anatin’ny efa-taona manoloana ny firoboroboan’ny vokatra eto an-toerana. Mitotaly 424 007 t ny vary nafarantsika nandritra ny taona 2023. Fihenana farany ambany indrindra tao anatin’ny efa-taona, araka ny tatitra navoakan’ny ivontoeram-pirenena misahana ny antotan’isa (Instat). Mielanelana […]

INDRAY MIJERY

Nanao tatitra ny minisitry ny Fahasalamam-bahoaka nandritra ny fananganan-tsaina ny alatsinainy teo fa tao anatin’ny telo volana voalohany dia efa nahatratra 100 000 ny olona nisitraka ny fanentanana sy tolotra ara-pahasalamana manakaiky vahoaka manerana ny Nosy. Tafiditra ao anatin’ny vokatra takina ao anatin’ ny 100 andro izany. Mandritra ny 10 […]

Distrikan’Atsimondrano : namatsy vola 418 805 Euros i Japon

Mitentina 418 805 Euros eo ho eo ny fanampiana ho fanohanana ara-bola ho an’ny taona fahatelo nisian’ny tetikasa “Fanampiana ho an’ny tetikasa madinika ho fitsinjovana ny maha olombelona”. Ny fitsinjovana ny fampanjarian-tsakafo ny ankizy no iompa­nan’ny fandaharanasa ao Atsimondrano. Natao ny alatsinainy teo ny sonia fiaraha-miasa mikasika izany. Nanatanteraka izany […]

Toetry ny andro: ilaina ny antontam-baovao

Hanatanteraka hetsika iarahana amin’ireo mpisehatra momba ny toetr’andro ny minisiteran’ny Fitaterana sy ny famantarana ny toetry ny andro. Manampy azy amin’izany ny mpiray miombon’antoka ho fankalazana ny andro maneran-tany ny 23 marsa ho avy izao. «Lohalaharana amin’ny hetsika mahakasika ny toetr’andro», ny lohahevitra nosafidiana. Hasongadina fa tsy misy hetsika momba […]