Manomboka mifoha ireo natoritory. Mipoitra ny atsy, miseho ny aroa. Samy manatanteraka hetsika ho fampahafantarana ny kolontsaina sy ny zavakanto ary ireo fomba amam-panao niainan’ny Malagasy fahiny. Mitombo isa mifanindran-dalana amin’izay ihany koa ny fifampitsikerana. Tranga mifanohitra tanteraka amin’itsy tanjona tratrarina. Fahiny, nahay nifanohana sy niray hina ny Malagasy. Ankehitriny, […]
Auteur/autrice : Adnews
« Tapôlaka Glady Timeless” : Hampiainana ny sanganasan’i Rossy ranoiray
Anatin’ny fanomanana faramparany ny ekipa. Efa mipetrapetraka, saingy mbola maro ny pitsopitsony, satria goavana ny hetsika homanina. Tsikaritra izany nandritra ny fitsidihana sady fihaonan’i Rossy sy ny ekipany tamin’ny mpanao gazety, tetsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, omaly. Ao no hanatontosana ilay “Tapôlaka Glady Timeless”, ny sabotsy 22 aogositra izao, hanomboka […]
INDRAY MIJERY
Mitohy anio ny fanaovam-baksiny miaro amin’ny aretina Mpox eny amin’ny Polyteknika Vontovorona. Entina manakaiky ny mpianatra ny vaksiny ary atao ny fanentanana sy fandresen-dahatra azy ireo hiaro tena amin’ny valanaretina. Nisy ireo mpianatra navitrika tamin’izany. Mialoha ny fanasaziana dia hanentana ny tompon’andraikitry ny fitaterana mahakasika ny tsy tokony hampiasana jiro […]
ISA Systems Week 1.0 : Hanasongadinana ny tetikasan’ny mpianatra
Tanterahina ny 18 hatramin’ny 22 aogositra ny hetsika ISA Systems Week 1.0 karakarain’ny mpianatra avy ao amin’ny mention Ingénierie des systèmes avancés ao anatin’ny Sekoly ambony politeknika Antananarivo, eny Vontovorona. Ho fampahafantarana ny zavatra vitan’ny mpianatra mandranto fahalalana ao izany. Manana sampam-piofanana roa ny ISA dia ny Mécatronique sy ny […]
Ihorombe : Nofanina ireo mpitantana tobim-panafiody
Nomena fiofanana tamin’ity herinandro ity ireo mpitantana tobim-panafody mpikambana matihanina (Gpromm) ao amin’ ny faritra Ihorombe. Mikendry ny fanatsarana ny kalitaon’ny varotra sy ny fanafody ary ny fitahirizana izany mba tena hitondra fahasalamana ho an’ny mpanjifa ny hetsika. Voalohany izao no nisy fampiofanana toy izao tao anatin’ ny faritra Ihorombe. […]




