Auteur/autrice : Adnews

Tsy hoe ” kely veta”

  Anisan’ny depatemanta iray, andrin’ny firenena ny eo anivon’ny fanabeazana. Anisan’ny minisitera mahabe resaka indrindra ihany koa anefa ny fomba fiasany amin’ izao fotoana izao. Asa noho izy manakaiky vahoaka sy mahakasika mivantana ny ankizy sy ny zatovo? Teboka iray mbola ifandrirotana ny mahakasika ny fanabeazana ara-pananahana, Lohahevitra tsy azo […]

Herinandro maneran-tany ho an’ny vola: mila mianatra mitantam-bola ny tanora malagasy

Fahombiazana amin’ny fampandrosoana ny sehatry ny toekarena ny fahaiza-mitantam-bola. Hampahafantatra mahakasika ny tontolon’ny fitantanam-bola ny Global money week. Tafiditra ao anatin’ny herinandro maneran-tany ho an’ny vola (Global money week) isika izao. Hetsika karakarain’ny OCDE, ankalazaina amina firenena 176 maneran-tany. Mandray anjara amin’izany amin’ny alalan’ny fanentanana ny tanora hahay hitantam-bola i Madagasikara. Entina hanamarihana ny […]

TSELATRA

Tratran’ny polisy tao Toamasina, afakomaly ireo roa lahy tompon’antoka tamina halatra moto. Polisy iray nisahana ny fifamoivoizana no nahita lehilahy iray nampiakatra moto tamina cyclo-pousse, ka niroso tamin’ny famotorana avy hatrany. Fantatra tamin’izany fa moto halatra io nen­tin’izy ireo io. Jiolahy mpamerin-keloka amina halatra moto ireto tratran’ny polisy ireto. Ramatoabe […]

«Ahina ho matin’aretina»: lehilahy hita faty tao an-tanimbary

Hita faty tao an-tanimbary, teny Antsahakely fokontany Vonelina, omaly tolakandro, ny lehilahy iray, izay efa nokarohin’ny fianakaviany andro maromaro. Mbola hita teny am-babeny, tao anaty kitapo, ny entana vao avy novidiany. Raha ny tatitra nampitain’ny kaomandin’ny tobim-paritry ny zandarimaria Itaosy, araka ny fampitam-baovao nomen’ny rain’io lehilahy niharam-boina io : ” […]

Manazary : rangahibe tratra namboly rongony

Noraisim-potsiny ! Voasambotry ny zandary, omaly tao Falimanarivo, kaominina Manazary Miarinarivo, ny rangahibe iray 73 taona tompona sahan-drongony. Nahazo angom-baovao ny zandary momba ny fisian’ity rangahibe ity miaraka amin’ny namany iray 40 taona mpanao trafikana rongony ao amin’ny kaominina Manazary. Nidina ifotony nanao fisafoana ny zandary mpanao fisafoana. Nahitam-bokany izany […]