Auteur/autrice : Adnews

Maharitra Ali Petera : “Tokony hahalala ny olan’ny vahoaka ifotony izay mirotsaka ho depiote”

Amin’izao ankatoky ny fifidianana depiote izao, ihazakazahana izay ho kandidà. Olona toy inona? Maneho ny fijeriny ny filohan’ny Association Lumière de la lune de Madagascar (Alluma), i Maharitra Ali Petera . Dinidinika… Gazety Taratra (*): Inona no tena olan’ny vahoaka ety ifotony? Maharitra Ali Petera (-): Ny tsy fisian’ny olona […]

Filohan’ny HCC : “Hatao araka ny Lalàmpanorenana ny fifidianana”

“Nanome toky azy ny Fi­tsa­­rana avo momba ny Lalàm­pa­no­renana ary manome toky ny vahoaka malagasy sy ny mpanao politika ary ny kandidà fa hanao araka ny Lalàm­pano­renana, antsakany sy andavany ary amim-pahamarinana ny fifidianana depiote”. Io ny nambaran’ny filohan’ny Fitsarana avo momba ny La­làmpanore­nana (HCC), Rakotoarisoa Florent, teny Ambohidahy, afakomaly, ny amin’ny fitsidihana […]

Politika ankapoben’ ny fanjakana: naverina ny fihaonamben’ny lehiben’ny Sampam-pitsarana

Ao anatin’ny fanatanterahina ny politika ankapoben’ny fanjakana, ny minisitera fitsarana. Naverina ny fihaonamben’ny Lehiben’ny Sampam-pitsarana misahana ny ady ifanaovan’ny olon-tsotra. Tanterahina any Toliara, mandritra ny telo andro, nanomboka omaly, ny Fihaonamben’ny lehiben’ny Sampam- pitsarana misahana ny ady ifanaovan’ny olon-tsotra na ny «Journées des Chefs des Juridictions Judiciaires». Nanokatra izany tamin’ny […]

INDRAY MIJERY

Noraisin’ny minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, profesora Randriamanantany Zely, teo Ambohidahy ny talem-paritry ny UNFPA aty amin’ny faritra ilany Atsimo Atsinanan’i Afrika, Lydia Zigomo. Niompana tamin’ny fandrindrana ny fiainam-pianakaviana ny fifampiresahana teo amin’ny roa tonta. Vaindohan-draharahan’ny fitondram-panjakana amin’izao fotoana izao ka ho betsaka ny asa iarahana eo amin’ny minisitera sy ny UNFPA. […]