Hiresaka ny vehivavy anaty tantara foronina i Mose Njo. Anisan’ireny ny tantara noraketiny anatin’ilay boky “Lisy Mianjoria”. Hatao ny sabotsy 9 marsa izao manomboka amin’ny 8 ora sy sasany, eny amin’ny Sambalia Antsahavola. Fotoana iresahana mivantana amin’ny mpanoratra koa io, ho an’ireo izay efa namaky ilay boky. Tafiditra anatin’ny fanamarihana […]
Auteur/autrice : Adnews
Fandraharahana ara-kolontsaina : nisitraka ny « Prom’art » ny tany Antsirabe
Tetikasa mifanohy amin’ny « Tosik’Art » ny « Prom’Art ». Natao hampivoatra, hampitombo lenta ireo mpanakanto sy ny kanto vokariny izany, hanampiana sy hanohanana azy ireo amin’ny asany. Nisy ny fiofanana izay tafiditra anatin’ny tetikasa « Prom’Art », natao tao amin’ny Tranoben’ ny kolontsaina sy ny serasera Antsirabe, ny faran’ny herinandro lasa teo. Nisitraka izany ireo […]
Kolontsaina Japoney : atrikasa momba ny fanaovana sary « Manga »
Anisan’ireo kolontsaina aziatika mihamahazo laka eto amintsika ny an-dry zareo Japoney. Antony iray mahatonga izany ny fankafizan’ny Malagasy sarimiaina “Manga” maro samihafa. Ho fampiroboroboana izany indrindra no antom-pisian’ny hetsika. Eny amin’ny Maison sociale des arts d’Antananarivo Ambatovinaky, isaky ny alarobia sy ny sabotsy, no hanatanterahina ny atrikasa momba ny sary, […]
Fahatapahana lalandra (AVC) : 20 hatramin’ny 55 taona ny olona tena voan’ny aretina
Mihamaro hatrany ireo mararin’ny fahatapahana lalandra maneran-tany. Mianjera, fanina tampoka, torana, marary an-doha… Anisan’ny tranga miseho sy mahazo ny olona ireo rehefa tratran’ny AVC izy. Mety mitarika fahafatesana ihany koa izany raha taraiky ny fitsaboana. Izay nihamaro tato ho ato. Miisa 130 000 isan-taona ny olona voan’ny fahatapahana lalandra any […]
FANTINA sy FINTINA
Notoloran’ny filohan’ny Antenimierampirenena, Razanamahasoa Christine, vola ireo fikambanam-behivavy mikarakara ny 8 marsa ao Ambatofinandrahana. Nahazo vola koa ireo kaominina telo andrefan’ny distrika ary ny dorkasy FJKM hanao zaikabe any Antsirabe. Mbola kandidà depiote eny amin’ny boriborintany fahenina, Andriamampandry Todisoa. Hatolotry ny Vovonana Firaisankina : Tim, HVM, APM, Tsara Tahafina, ProSiteny […]




