Auteur/autrice : Adnews

Fanafihana biraon’ny zandary: misokatra ny fanadihadiana

Efa misy ireo olona voasambotra atao famotorana momba ny fanafihana biraon’ny zandary borigadin’Ankazomiriotra, omaly. “Maromaro ireo voasambotra atao famotorana ary misy ireo mbola karohina”, hoy ny fanazavan’ ny zandary ao Man­doto. Kila tsy nisy noraisina ny fiara iray niaraka tamin’ny moto fito nodoran’ny fokonolona. Lehilahy voalaza fa notifirin’ny zandary tao […]

Herisetra ara-nofo : telo lahy mpanolan-jaza voasambotra

Telo lahy naiditra am-ponja vokatry ny herisetra ara-nofo nataon’izy ireo tao anatin’ny herinandro monja. Zaza tsy ampy taona mbola mianatra avokoa ireo lasibatra. Mirongatra izay tsy izy ny trangana fanolanana tato ho ato. Lehilahy miisa telo saron’ny mpitandro filaminana tamin’ny toerana samihafa tao anatin’ny herinandro monja. Nosamborin’ny polisy ny lehilahy […]