Nandray masoivoho vaovao roa ny minisitry ny Harena an-kibon’ny tany sy ny loharanon-karena stratejika (MEH), Rakotomalala Herindrainy Olivier, omaly. Noraisiny voalohany ny masoivohon’i Japana, SEM Abe Koji, niresahana ny fanatsarana ny fiaraha-miasa eo amin’ny tany roa tonta amin’ny sehatry ny harena an-kibon’ny tany. Isan’ny voakasik’izany ny tetikasa Ambatovy, izay nahatratra […]
Auteur/autrice : Adnews
Taorian’ny solika: miala any koa ny menaka fihinana mitampoka
Tsy tena tapitra ny raharaha solika mitampoka eto Toamasina, na somary mangina kely aza tato ho ato. Mipoitra koa izao ny menaka fihinana mitampoka , izay efa miparitaka eto an-tampon-tanànan’i Toamasina sy manerana ny tanàna amin’ny lalam-pirenena faharoa RN 2 sy fahadimy RN5. Isan’ny lasibatra tamin’izany ny mpivarotra hani-masaka iray […]
Hanaovana “Ody gasy”: loharan’ireo olon-dratsy ny voamason-drazana
Zava-doza no nafitsok’ireto olona efatra mianadahy, tao Vangaindrano, afakomaly. Noloharan’izy ireo, tany anaty fasam-pianakaviana ny voamason’ny razana miisa valo. Namadika azy ireo anefa ny ati-maso 16, nentina nitadiavana mpividy. Nidina ifotony avy hatrany ny teo anivon’ny zandarimariam-pirenena taorinan’ny fanomezam-baovao nataona olon-tsotra, afakomaly. Nilaza ny loharanom-baovao, niantso an-telefaonina fa: “Misy andian’olona […]
Tototry ny tany: mpitrandraka vato roa lahy namoy ny ainy
Vokatry ny ratsak’orana ampian’ny danik’andro! Maty nihotsahan’ny tany ny roa lahy mpitandrandraka vato, tao Ambalamahatsara, kaominina Ambanivohitra Fenoarivo, distrikan’Ambatofinandrahana, omaly maraina. Nanao ny asany toy ny isan’andro, nangady ny tany fangalany vato « Triphane » tao Ambalamahatsara Ratsima sy ny namany, omaly maraina. Tsy nampoizin’izy mirahalahy ireto anefa ny zava-nitranga fa nihotsaka […]
INDRAIMBAVA 17/11/22
Mba saro-piaro ! Andro vitsy sisa no isaina dia higadona ny fanombohan’ny fiadiana ny tompondaka eran-tany ho an’ny lalao baolina kitra na ny Mondial 2022. Anisan’ny mampiavaka azy amin’ity taona ity ny toerana handraisana ny lalao sy ny kolontsain’ny mponina ao aminy: Qatar. Firenena silamo, sarotiny amin’ny fanajana ny soatoavina sy […]