« Les charretiers, une vie d’attelage » Ils sont attelés à leur tâche, leurs zébus, à leurs traditions, à leur route de la RN1
Auteur/autrice : Adnews
Minisiteran’ny tanora : tanora 150 nahazo fampitaovana
Mamaly hatrany ny hetahetan’ny tanora ny eo anivon’ ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena. Nisy, omaly, ny fihainoana ireo tanora 150, avy amin’ny fokontany 33, manerana ny boriborintany 6, eto amin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra, misehatra amin’ny lafiny fandriampahalemana. Taorian’izay, nanolotra fampitaovana mahakasika izany ho azy ireo, ny minisitera, tamin’ny alalan’ny […]
SOMBIM-BAOVAO
Notontosaina ny sabotsy lasa teo ny manasa-dalana fiadiana izay ho tompondakan’ny seksiona Maintirano, ligy Melaky, taranja baolina kitra. Hotanterahina ny alahady ho avy izao ny lalao famaranana amin’izany, izay hihaonan’ny FC Tsivoanino sy ny FC Rehila. Marihina fa fifaninanana entina hanamarihina ny taona vaovao ity atao ity. Hotanterahina ny 3 […]
FIBA 3×3 ; nanainga omaly ny Malagasy
Efa ao anatin’ny fanomanana ny lalao hiadiana ny tapakilan’ny lalao olympika 2024 avokoa amin’izao ny firenena afrikanina hiatrika izany, ho an’ny taranja basikety 3×3. Anisan’izany i Madagasikara izay nahazo fanasana avy amin’ ny Fiba Afrika, hiatrika fiofanana “FIBA 3X3 Africa Élite Camp”, any Monastir Tonizia. Nanainga, omaly, ny delegasiona malagasy, […]
«Can 2023»: hifandona amin’i Sénégal i Côte d’Ivoire, mpampiantrano
Nifarana ny alarobia lasa teo ny fifanintsanana isam-bondrona amin’ny fiadiana izay ho tompondakan’i Afrika «Can 2023», atao any Côte d’Ivoire, ny 13 janoary – 11 febroary. Hotanterahina manomboka ny sabotsy ho avy izao ny ampahavalon-dalan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika «Can Côte d’Ivoire 2023», taranja baolina kitra. Anisan’ny lalao tena […]




