Dans le bruissement de la nature , la RN1 au cœur de la créativité
Auteur/autrice : Adnews
Tetikasa Kanto Manabe : efa miditra lalindalina ny fampiofanana
Nitohy omaly, teny amin’ny Tranomboky monisipaly Analakely, ny fampiofanana ireo mpanabe ny Kanto, ao anatin’ ny Tetikasa “Kanto Manabe” (TKM). Manam-pahaizana eo amin’ny sehatry ny haikanto, indrindra ny fanaovana sary no nampita ny fahalalany tamin’ireo mpiofana, nandritra izany. Anisan’ izany Raharvel Katty sy Vania. Ny fototra amin’ny fanaovana sary maro […]
TARATRY ny KANTO
“RDJ Mozika 2023”. Nivoaka omaly ny lisitry ny sokajy hisafidianan’ny mpankafy amin’ity. 20 aloha hatreto ny sokajy nofantenan’ny komity mpanomana. Misy ireo efa tao hatramin’izay, fa ny ankamaroany kosa nanaraka ny fitsoky ny rivotry ny mozika tamin’iny taona nivalona iny. Hanampy ireo ny “artiste de l’année” sy ireo mety sokajy […]
Fialamboly sy fanabeazana : kilalao miavaka ny «Tsimok’arret»
Nisy ny fanentanana momba ny lalao «Tsimok’arret», notanterahina teny amin’ny Institut français de Madagascar (IFM) Analakely, omaly. Ny ekipan’ny Alt’Istik no niandraikitra izany. Ny «Tsimok’arret» dia karazana kilalao natao sy noforonina ho an’ny ankizy mihoatra ny enina taona. Ankoatra ny maha kilalao azy, mampahafantatra ny ankizy mahakasika ny aretina azo […]
“Tsika Jiaby Festival” any Frantsa : niampy tarika malaza 14 ny mpandray anjara
Tsy mbola nisy toa ity, na teto Madagasikara aza! Ankoatra ireo tarika am-polony efa nambara fa ho avy, niampy indray ireo mpanakanto handray anjara amin’ny “Tsika Jiaby Festival” any Frantsa. Ho fanandratana ny mozika malagasy. Fanamby goavana be ny an’ny Mam’s Event, izay mikarakara ny “Tsika Jiaby Festival”. Ity ny […]




