Auteur/autrice : Adnews

« Prix Kourouma 2024 » : voafidy hifaninana ny boky « Za Koa » an’i Hary Rabary

Mitombo hatrany ny Malagasy mpahay kanto sy ny haikantony, tafakatra eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena. Maro amin’izy ireny aza ny mandrombaka ny amboara mihitsy. Taratry ny fisian’ny lanjan’ny haikanto Malagasy izany. Tafiditra ho anisan’ireo hiatrika ny dingan’ny famaranana, «Prix Ah­madou Kourouma 2024”, i Hary Rabary, Malagasy mpanoratra, amin’ny alalan’ilay asa sorany […]

Telovolana faharoa : fotoana hampiakarana ny fahaizan’ny mpianatra sy hamitana ny fandaharam-pianarana

Miditra ao ana­tin’ny telovolana faharoa ny taom-pianarana eny anivon’ny ambaratonga fototra sy ambaratonga faharoa, afakomaly. Izay hifarana amin’ny 1 mar­sa, araka ny te­tiandrom-pampianarana 2023-2024. Mifantoka amin’ny famerenana sy fampaha­tsiahivana ny lesona natao teo aloha ny ataon’ny mpampianatra ao anatin’ny herinandro fidirana voalohany. Mba hampiverenana ny sain’ny ankizy amin’ny fianarana taorian’ny […]

FANTINA sy FINTINA

Misy koa ireo teratany malagasy avy any ivelany, maniry ho minisitra ka nandefa ny mombamomba azy (CV) amin’ny alalan’ny “Mailaka”. Tsy maintsy aterin-tanana kosa ireo kandidà ho minisitra avy eto an-toerana. “Tsy hanatitra ny dosie mombamomba ahy (CV) na aiza na aiza aho sy ny antoko MMM”, hoy ny fanambaran’ny […]

Rakotoarijaona Jerry: “Hampatahotra ihany ny hiditra ho minisitra”

“Ankehitriny, miova be ny fanendrena ny mpikamban’ny governemanta. Hanao fianianana izy ireo sady hanao taratasy fametraham-pialana avy hatrany. Lasa avy hatrany rehefa tsy mahomby”, hoy ny mpandrindra ny Vovonana Jeunes patriotes révolutionnaires Malagasy (JPRM), Rakotoarijaona Jerry, momba ny fananganana governemanta. Azo eritreretina aza fa somary hampatahotra ihany ny hiditra ho […]

Vonona sy vanona

  Tsy ho ela! Mialohan’ny tapatapaky ny volana janoary no ho teraka Ambatobevohoka. Hivoaka tsy ho ela ny mpikambana anatin’ny governemanta. Efa sasa-miandry ny ambany lanitra. Mitaintaina kosa ireo nanatitra antontan-taratasy. Miandry ny finday haneno, sao anisan’ireo voaantso hanao adina sy halaina am-bavany. Maro ny te ho minisitra! Raha ny […]