Auteur/autrice : Adnews
Altruisme efficience et dicrétion les galons des sapeurs pompiers de la CUA
Pas un jour où la préparation de sauvetage ne s’arrête. Pas un jour où la caserne des sapeurs-pompiers soit silencieuse. Pas un jour où les bras baissent pour intervenir. Santé , Sport, donnent le dynamique”
AJS Mada Tsiadana : hisy lalao fihantsiana efatra
Hotanterahina rahampitso, eny amin’ny kianjan’ny Oniversite Ankatso, ny fankalazana ny fahadimy taona nijoroan’ny Association des jeunes sportifs (AJS) Mada Tsiadana. Araka izany, hisy lalao fihatsiana efatra eny an-toerana, amin’ny taranja Rugby. Marihina fa ny AJS dia sekoly ara-panatanjahantena mitaiza ny ankizy amin’ny alalan’ny Rugby. Tsara ny mampahafantatra fa hotolorana amboara […]
SOMBIM-BAOVAO
Nankatoavin’ny fitsarana ara-panatanjahantena tany Eoropa ny fifaninanana Super League. Maro tamin’ireo klioba sangany tany Eoropa nefa no tsy nanaiky ny hilalao sy hifaninana amin’izany. Anisan’izany ny PSG France, ny Bayern Allemagne, ny Manchester City Angleterre, ny AS Roma Italie. Mitarika eo amin’ny laharana voalohany amin’ ny fiadiana ny ho tompondakan’i […]
Basikety sokajy lehilahy : fahatelo eto Afrika ny Ankoay
Nivoaka ny filaharana eto Afrika sy maneran-tany, eo amin’ny taranja basikety, lalaovin’olona 3, taona 2023. Ho an’i Madagasikara, laharana fahatelo no misy ny Ankoay lahy eto Afrika, izay nahazo isa 679 668 ary faha-35 kosa maneran-tany. Laharana faha-9 kosa no misy ny Ankoay vavy, eto Afrika. I Egypta no mitana […]




