Tanàn-dehibe miisa valo no notetezin’ny tomponandraikitry ny Madagaslam, mpikarakara ny “Slam national Scolaire”, nandritra ny volana novambra sy desambra 2023. Tanjona napetraka tamin’izany ny fanofanana ireo maniry ny hitarika atrikasa momba ny “Slam poèsie” eny anivon’ny sekoly. Marihina fa dingana voalohany izy ity, ary mbola hisy ny dingana manaraka. Raha tsiahivina, fifaninana […]
Auteur/autrice : Adnews
Lapan’Ambohitsorohitra : handray ny “Krismasy fandresen’ny fitiavana”
Mampiavaka an’Antananinarenina sy ny manodidina ny kilalaon-jiro rehefa vanim-potoan’ny Noely sy faran’ny taona. Niampy indray ny fialamboly eto an-drenivohitra, rehefa fantatra fa hisokatra ho an’ny besinimaro ny Lapam-panjakana ao Ambohitsorohitra, nanomboka omaly ary tsy hifarana raha tsy ny 7 janoary. Mahazo mitsidika ny lapa izay rehetra liana, isan’andro manomboka amin’ny […]
Manomboka mametraka ny anarany: hanabe sy hanala voly ny Groupe « V@A »
Na vao haingana aza no nijoroany. Mahatsiaro manana adidy eo amin’ny fiarahamonina ny tanora telo mirahalahy noho ny fananan’izy ireo talenta amin’ny zavakanto. Tamin’ity taona 2023 ity no nitsangana ny Groupe « V@A ». « Vary amin’Anana » Ahitana an’i Rass, Proof ary i Lucas TAN. Telo mirahalahy samy efa […]
FANTINA sy FINTINA
Vonona hiara-hiasa amin’ny fitondrana Rajoelina ny kandidà, Raderanirina Sendrison Daniela, araka ny nambarany. “Eo ny ady amin’ny kolikoly sy ny hametrahana ny rafitra eny ifotony ary koa ny mangarahara amin’ny politika ankapoben’ny fanjakana”, hoy izy. Nampita hafatra amin’izao fetin’ny Noely izao, ny filohan’ny FJKM, ny Dr Andriamahazosoa Irako Ammi. Nambarany […]
Fiara natao lavanty tao Toamasina : nampidi-bola 281 tapitrisa Ar mahery ny Arai
Nahatafiditra vola 281 850 000 Ar tao anatin’ny ora telo ny eo anivon’ny sampandraharaha misahana ny fanagiazana ny fanana azo tamin’ny fomba tsy ara-dalàna (Arai), tao Toamasina. Notanterahina omaly, tetsy amin’ny Lapan’ny Tanàna ny nanaovana lavanty ho an’ireo sahy lafo indrindra ireo fiara miisa 17. Miisa 3 avy ireo fiara […]




