Tafiditra ao anatin’ny faha-70 taonan’ny Havatsa-Upem. Hotanterahina ny 24 novambra izao ny « Tsiahy an’i … AéRa », takariva fahatsiarovana an’i André Rakotondranaivo na i AéRa. Hetsika hotanterahina any Frantsa, fa hampitaina mivantana sy afaka arahin’ny rehetra amin’ny alalan’ny « zoom », manomboka amin’ny 8 ora sy 30mn, oran’i Madagasikara (6 ora sy 30mn, […]
Auteur/autrice : Adnews
CGM Analakely: haseho sehatra ny « Rohin-kalo »
Hitondra ny “Rohin-kalo” an-tsehatra ry Hanitra Olive, Nirihaja, Soambinintsoa. Hotanterahina etsy amin’ny CGM Analakely, ny asabotsy 26 novambra izao izany, manomboka amin’ny telo ora tolakandro . Ankoatra ny seho an-tsehatra dia hisy koa ny boky hanamarihan’izy ireo izany seho izany, izay ahitana tononkalo, riankalo, sombintantara, sombintsoratra …. Araka izany, saika […]
Ho fanomezan-kasina ny teny roa tonta…: natolotra omaly ny rakibolana Indonezia – Malagasy
Efa ho 47 taona izao no nisy ny fiaraha-miasa eo amin’i Madagasikara sy i Indonezia. Efa an-taonany maro talohan’izay anefa no nahatsapana fa misy fifamatorana ara-tantara eo amin’ny firenena roa, ary mety misy fototra iarahana raha tarafina amin’ny tsanganana sy endriky ny mponina roa tonta. Nahitana ihany koa anefa fa […]
Sarimihetsika fohy: reharehan’ny Malagasy i « Imanitrala »
Manana talenta ny Malagasy raha ny tontolon’ny sarimihetsika. Mametraka ny fahaiza-manaony tsikelikely ireo mpanan-talenta amin’izany. Manomboka ahitana vokatra lehibe ankehitriny ny ezaky ny tsirairay. Sarimihetsika fohy manana ny lazany eran-tany eo amin’ity tontolo ity i “Imanitrala”, an’i Edgard Ravahatra, notontosain-dRanarisoa Andry. Isan’ny nivoaka nandritra ny “Rencontre du Film Court”, izay […]
Depiote Andrianandrasana Norbert: “Mila hatsaraina ny sosialim-bahoaka”
“Efa betsaka ny vitan’ny fanjakana amin’ny fotodrafitrasa. Ny amin’ny sosialim-bahoaka, tao anaty lavaka isika nandritra ny taona maro. Miezaka ny fitondram-panjakana mijery izay amin’izao fotoana izao. Mila hatsaraina izay, araka ny fahitanay azy“, hoy ny depiote, Andrianandrasana Norbert Marie Ignace. Any Mananjary, ohatra, ny tantsaha no tokony hojeren’ny fanjakana akaiky […]