Auteur/autrice : Adnews

Atletisma – Taom-pilalaovana 2023 : nankatoavin’ny ligim-paritra 11 ny asa vitan’ny federasiona

Afaka manohy ny asany ara-dalàna ny federasiona malagasin’ny atletisma (FMA). Nankatoavin’ireo ligim-paritra 11 ny asa vitany nandritra ny taom-pilalaovana 2023. Betsaka ny asa miandry, anisan’izany ny lalao Olympika, “JO 2024”, any Paris France. Notanterahina tetsy amin’ny kianja Alarobia, ny alahady lasa teo, ny fivoriambe ara-potoanan’ny federasiona malagasin’ny atletisma (FMA). Nanatrika […]

Fitiavam-bady hafahafa : 12 taona nanambadiana jiolahy i Soa

31 taona i R.L na i Soa vadin’i Rolà, jiolahy raindahiny, anisan’ny nampitondra faisana an’Ankazobe. 12 taona nivadiana sy nanafenana am-badiny izy. Mbola ifampitadiavana kosa ilay rangahy. Mbola ifampitadiavana i Rolà na Randrianante­naina Rolland, raim-pianakaviana , 28 taona. Ma­nam­bady, tokantrano imaso, manan-janaka enina. Anisan’ ny jiolahy raindahiny, ifampitadiavana any Vonizongo […]

INDRAY MIJERY

Nolanian’ireo loholon’i Madagasikara tsy nasiam-panovana, ny zoma teo, ny tolo-dalàna momba ny fiarovana ny olona manana toe-tena varira. Tanjon’ity tolo-dalàna ity ny hanomezana toky ireo olona manana io toe-tena io ny amin’ny zo fiahiana amin’ny lafiny fitantanana, sosialy, fitsarana ary fahasalamana. Fiaraha-miasa tamin’ny Sampana mpamonjy voina avy amin’ny Corse du […]

Vatsim-pianarana : mpianatra 20 hiofana any Maroc, mandritra ny roa taona

Lany teo anivon’ny filankevitry ny minisitra ny faran’ny volana oktobra teo, ny fiantohana ny saran-dalana sy ny fanomanana ny fahatongavan’ireo mpianatra 20 mianadahy sangany nahazo vatsim-pianarana ho any Maroc. Vokatry ny fiaraha-miasa eo amin’ny minisiteran’ny Fam­pianarana teknika sy ny fanofanana arakasa sy ny Office de la formation professionnelle et de […]