Vita tanteraka izay ny fifanintsanana isam-bondrona ny “Grand Tournoi Antananarivo” izay natao teny Ambohidratrimo. Hiditra amin’ny lalao ampahefa-dalana indray izao. Hotontosaina eny amin’ny kianjan’ny Elgeco Plus, manomboka ny sabotsy sy ny alahady ho avy izao, ny ampahefa-dalan’ny «Grand Tournoi Antananarivo (GTA)», taranja baolina kitra. Araka ny valin’ny antsapaka omaly, teny […]
Auteur/autrice : Adnews
INDRAY MIJERY
Mitohy ny fandaminana ny fizarana fisotroandronono manaraka ny tetiandro napetraky ny tahirimbolam-panjakana. Anjaran’ireo manana laharana miafara amin’ny A, B, C, D, E no misitraka izany anio, eny amin’ny TME, TP, TPIC ary PP eto Analamanga. Ho an’ireo mitondra « procuration » sy izay taraiky kosa ny andro rahampitso. Fotoanan’ny voankazo izao. Tsara […]
Fampiofanana teknika sy arakasa : nivoaka ny lasi-piofanana momba ny « patissier-traiteur »
Notanterahina tao Ambatoroka ny fanolorana amin’ny fomba ofisialy ny lasi-piofanana momba ny asa “Pâtissier –Traiteur”. Dingana iray lehibe ho an’ny sehatry ny fizahantany, fandraisam-bahiny, fampisakafoana sy ny asa tanana eto Madagasikara ny fahavitan’izao lasitra izao. Natomboka ny volana septambra teo ireo asa famolavolana sy fandrafetana ny lasi-piofanana. Nifarimbonan’ireo manam-pahaizana manokana […]
Fizarana fanomezana an-dalambe: nametraka rindrandamina ny CUA
Namoaka fandaminana ny kaominina Antananarivo Renivohitra ho an’ireo fikambanana sy orinasa manao hetsika an-dalambe, fizarana fanomezana ho an’ireo sahirana sy tsy manan-kialofana mandritra ny fetin’ny Krismasy sy ny faran’ny taona. Manomboka amin’ny 6 ora maraina ka hatramin’ny 9 ora alina no hanatanterahana ny hetsika fizarana. Tokony hiantso mialoha ny CUA […]
Biraon’ny ankizy tsy ampy taona any Frantsa : “Maro ny ankizy malagasy voakasiky ny votoaty mamoafady”
Nandefa antso maika ho an’ny firenena frantsay ny ECPAT France hanohana ny lalàna eoropeanina manohitra ny fanararaotana mamoafady atao amin’ny ankizy eny amin’ny interinety. Mikendry ny hampandraisana andraikitra ireo mpisehatra amin’ny interinety hanesoran’izy ireo haingana ny sary, feo na horonan-tsary mamoafady mahakasika ankizy ka hitoroka izany ny lalàna. Nampitandrina ny biraon’ny ankizy […]




