Malgré un ralentissement de l’inflation, paradoxalement les prix des produits de première nécessité et incontournables des fêtes, repartent à la hausse. La facture s’annonce salée pour ceux qui se préparent à des festivités en grande pompe. A deux semaines de Noël, les prix de tous les principaux aliments, s’envolent. Le […]
Auteur/autrice : Adnews
Chanteurs de rue
Lomano-Africa Juniors : nanatsara fe-potoana Rakotobe Tendry
Niditra an-tsehatra omaly, ny Malagasy mpilomano, miatrika ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, sokajy Juniors, taranja lomano. Raha ny vokatra voaray, tsy mbola nisy niatrika famaranana aloha hatramin’izao ny solontena malagasy, fa nihintsana tamin’ny fihodinana voalohany avokoa. Na teo aza izany, nisy mpilomano nahavita nanatsara fe-potoana tany Maorisy, tamin’ny alalan-dRakotobe Tendry, […]
SOMBIM-BAOVAO
Manatanteraka fivoriambe eny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny Federasiona malagasin’ny basikety. Nanomboka omaly zoma 8 desambra izany AG izany ary mbola hitohy ho amin’ny anio. Hampahafantarin’izy ireo anio ihany koa ny fandaharam-potoana miandry, ho an’ny taom-pikatrohana 2024. Notontosaina omaly zoma 8 desambra, teny amin’ny Yandy Bypass, ny fihaonamben’ny mpankafy sy […]
Lalao fihantsiana: hanalavela amin’ny Dato FC ny Fosa Junior
Hotanterahina rahampitso, any amin’ny kianja Rabemananjara Mahajanga, ny lalao fihantsiana eo amin’ny Fosa Junior FC Boeny sy ny Dato FC Farafangana. Mbola manalavela ny Fosa Junior amin’ity fifanandrinan’ny roa tonta ity. Tsiahivina fa lavon’ny Dato FC tamin’ny fandakana “tir au but” ny ekipan’i Boeny, nandritra ny ampahefa-dalan’ny fifaninanam-pirenena “Orange pro […]




