Hitana ny sain’ny rehetra amin’izao faran’ny herinandro izao, ny lalao manasa-dalana hiadiana ny amboaran’i Madagasikara, taranja rugby. Hangotraka ny fihaonana satria hidona ny kartie sy ny boaty. Hotanterahina etsy amin’ ny kianja Makis Andohatapenaka, rahampitso alahady, ny ankatoky ny famaranana, amin’ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, taranja rugby. Tam Anosibe hifandona […]
Auteur/autrice : Adnews
VAOVAO TAMBATRA
Ho raisin’ny fanjakana an-tanana ny fandoavan-ketra sy ny haban-tseranana amin’ny fanafarana ny fitaovana ilaina amin’ny tetikasa Teleferika (transport par câble). Voakasik’izany ny fitaterana an-tariby ho an’ny ampahan-dalana mampitohy an’i Soarano sy Ivandry, ao anatin’ny zotra volomboasary (Anosy-Ambatobe). Handray anjara amin’ny fivorian’ny Fida 13, hatao any Parisy Frantsa, ny 14 sy […]
Fitaterana ana habakabaka : hanokatra lanitra amin’ny firenena Arabo sy Azia i Madagasikara
Vina apetraky ny fitondram-panjakana ny hanokafana ny lanitr’i Madagasikara amin’izao tontolo izao, hampiroboroboana ny fitaterana ana habakabaka. Ankehitriny, kaompania maro avy any ivelany no liana amin’ny fanaovana sidina mankaty Madagasikara. Tetikasa izay mifanindry an-dalana amin’ny tanjona apetraky ny fanjakana amin’ny fampiroboroboana ny sehatry ny fizahantany sy hanatrarana ny mpizahatany 1 tapitrisa […]
ny train urbain: hiasa amin’ny fiandohan’ny taona
“Vinavinaina hiasa amin’ny fiandohan’ny taona 2024 izao ny train urbain mampitohy an’i Soarano sy Ambohimanambola”, hoy ny minisitry ny Fitaterana sy ny famatarana ny toetr’andro, Ramonjavelo Valery, ny alakamisy teo. Nahemotra, hoy izy, ny fampandehanana ity fitaterana an-dalamby ity, noho ny fanamboarana samihafa, toy ny fanatsarana ny lalamby sy ireo […]
vita ny tetezana mangalaenatra : misokatra ny lalana Ifanadiana-Ikongo
Tanjon’ny minisiteran’ny Asa vaventy, ny hisokafan’ny fifamoivoizana mandavan-taona, aorian’ny fahavitan’ny lalana. Vita ny tetezana any Mangalaenatra ary manomboka ny fanarenana ny lalana. Hivaha ny olana amin’ny fitokana-monina any amin’ny distrika Ikongo, noho ny haratsian’ny lalam-pirenena RN14, mampitohy an’Ifanadiana sy Ikongo. Tsiahivina fa nidina tany an-toerana ny minisitry ny Asa vaventy (MTP), ny kolonely Andrianatrehina […]




