154 000 na 0,6% amin’ny mponina eto Madagasikara no manana fahasembanana ara-batana, ara-pahitana, ara-pihainoana, ara-tsaina, araka ny fanisam-bahoaka nataon’ny RGPH-3, tamin’ny taona 2021. Maro karazana ny fahasembanana mahazo sy miseho eo amin’ny olombelona. Misy ireo sembana hatrany am-bohoka, ny fahasembanana ara-tsaina sy ara-batana. Eo koa ny loza na aretina nihatra […]
Auteur/autrice : Adnews
FANTINA sy FINTINA
Hisahana asa telo ny Dr Rakotozafy Denis. Hitondra ny FFKM, manomboka amin’ny taona ho avy. Eo koa anefa ny handraisany ny toeran’ny filohan’ny FFPM, isoloany ny mpitandrina, Andriamahazosoa Irako Ammi, filoha teo aloha ary ny maha filohan’ny FLM azy. Notendren’ny papa Fransoa, ho evekan’ny diosezin’i Taolagnaro ny mompera, Razafitsimialona Luc […]
FANDRAFETANA GOVERNEMANTA: “Malalaka ny filoha”, hoy ny Depiote Rakotondrasoa Fetra
Tsy tokony hisy olona na vondron’olona haneritery ny filohan’ny Repoblika amin’ny fisafidianana izay ho mpikamban’ny governemanta vaovao hajoro eo, araka ny fanehoan-kevitry ny avy amin’ny antoko Freedom, ny depiote voafidy tamin’ny anaran’ny IRD tany Miarinarivo, Rakotondrasoa Fetra, momba ny fandrafetana ny governemanta amin’ny fe-potoam-piasana faharoan’ny filoha Rajoelina. Tsy olona no […]
Izay voky no mangina
Efa hita miparitaka amin’ny fitaovan-tserasera fa hanao ny fianianany amin’ny maha filohan’ny Repoblika azy, ho amin’ny dimy taona manaraka i Andry Rajoelina. Efa mandamindamina izany avokoa ny ekipa rehetra, indrindra ny eny an-dapa. Adidin’izy ireo rahateo ny mamolavola sy mandamina izany mba tsy hisy ny lesoka. Mariky ny ho fahombiazana […]
Kolikoly sy fanodinkodinam-bola : nogiazan’ny Arai ny vola 6 miliara Ar sy fiara miisa 206
Napetraka ny paikady vaovao hoenti-manatsara ny asa famerenana amin’ny fanjakana ny harena azo tamin’ny fomba tsy ara-dalàna. Efa nahazoam-bokatra ny asa vita teo aloha, araka ny tatitra natao tetsy Antanimena, omaly. Nambaran’ny tale jeneralin’ny Antokondraharaha misahana ny famerenana ireo harena azo tsy ara-dalàna (Arai), Rasoloharimanana Aimé, fa mitentina 6 miliara […]




