Maro ny tanora no misafidy ny hirotsaka amin’ny fianarana asa avy hatrany ahafahana manana foto-pivelomana maharitra. Vitsy anefa ireo toeram-panofanana no manana rafitra ara-dalàna. Notanterahina ny herinandro lasa teo, tao amin’ny minisiteran’ny fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arakasa, ny fivoriana voalohany natrehin’ny komity mpitantana ny fianarana asa. Komity mampivondrona ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Tenisy – Mada 2023: norombahin’i Nicolas sy Tsanta ny amboara
Nifarana omaly, teny amin’ny Club olympique de Tananarive (COT) Ankadikely Ilafy, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara “Mada 2023”, taranja tenisy. Norombahin’i Nicolas ny amboaran’ny “1ère série”, lehilahy, raha toa ka azon’i Tsanta ny an’ny vehivavy. Nahazo lelavola 6 tapitrisa Ariary avy izy mianadahy. Marihina fa ity fifaninanana ity, nandraisan’ireo sokajy […]
Kick boxing : miady any Chine ny Malagasy mpikatroka
Manomboka miverina miditra tsikelikely amin’ny sehatra matihanina indray, tamin’ity taona 2023 ity, ny Malagasy mpikatroka, eo amin’ny taranja kick boxing. Malagasy mpikatroka maromaro amin’izao fotoana no miatrika izay ady matihanina izay any Chine, anisan’izany i Rojo. Efa any Chine izy amin’izao fotoana ary manoman-tena fatratra hiatrika izany ady izany. Araka […]
Grand Tournoi Antananarivo : lavon’ny FC Rouge ny Ajesaia
Nifarana omaly, teny amin’ny kianjan’Ambohidratrimo, ny andro voalohany, fifaninanana baolina kitra “Grand Tournoi Antananarivo”. Lavon’ny FC Rouge tamin’ny isa mavesatra 3 no ho 0 ny ekipan’ny Ajesaia Bongolava “OPL”. Raha hiverenana ny lalaon’ny roa tonta, nanindry tanteraka ny ekipan’ny FC Rouge teo amin’ny fizaram-potoana voalohany. Porofon’izany ny baolina tafiditr’i Pito, […]
Rugby – Amboaran’i Madagasikara: resin’ny Uscar tamin’ny moka fohy ny TFA Anatihazo
Nahavory olona maro ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara natao teny Andohatapenaka omaly. Tsy napoizin’ny rehetra teny an-toerana ny voka-dalao. Tontosa omaly alahady, tetsy amin’ny kianja Makis Andohatapenaka ireo lalao ampahefa-dalana, hiadiana ny amboaran’i Madagasikara, taranja rugby. Nivoaka sempotra vao afaka ny Uscar, nanoloana ny TFA Anatihazo (Pilo kely). Nisaraka, Tamin’ny […]




