Auteur/autrice : Adnews

Maro ireo efa voafitaka…: tratra ireo jiolahy milaza ho mahay mampitombo vola

Tratran’ny zandary avy ao amin’ny sampana fikarohana heloka bevava Toamasina, omaly, ireo jiolahy malaza ratsy amin’ny fisolokiana olona ao Soanierana Ivongo. Milaza ho mahay mampitombo vola sy mampanan-karena olona ry zalahy ireto. Mody mifampiresaka amina fanahy tsy hita maso ireto mpisoloky mba hampitomboana ny vola tadiavin’ireo olona solokiany. Miantso olona solokiany amina finday ry […]

Maevatanana: Jiolahy namaky tranona zandary

Jiolahy iray maty voatifitra rehefa niditra tao amin’ny faritry ny tranon’ny zandary iray miasa ao Maevatanana, afakomaly alina. Fantatra, araka ny fampitam-baovao nomen’ny zandary, fa trano roa no notafihan’izy ireo tamin’io alina io ka anisan’izany ny tranona zandary iray io. Henon’ilay mpitandro filaminana anefa izany ka voatifitra avy hatrany izy. […]

Famonoana an’i Ntsoa VHF: migadra 20 taona ilay mpamily, 7 taona ho an’ilay sakaizany

20 taona an-tranomaizina ny sazy azon’ilay mpamily nahavanon-doza namono an’i Ntsoa VHF, taorian’ny didim-pitsarana tetsy Anosy, omaly. Tsy afa-bela tamin’ny raharaha famonoana an’i Ntsoa VHF, ny sa­kaizany sy ilay mpamily fiara. Nandray anjara mivantana tamin’ny fanaperana ny ain’io mpanakanto io izy roa ireo. Atidoha nikotrika ny fa­mo­noana an’i Ntsoa ny sakaizany ary namono […]