Nizotra araka ny tokony ho izy ny fifidianana, natao omaly, manerana ny lafivalon’ny Nosy. Tsy nisy araka ny nivoizan’ny sasany mialoha ny herisetra sy ny sotasota. Indrokely tamin’ny birao fandatsaham-bato vitsy dia vitsy ny fisian’ny olona nametaka afisy manentana ny olona tsy hifidy, na ny tsy nanaiky haka ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Airtel : ampiasaina amin’ny fambolena ny teknolojia niomerika
Nihaona tamin’ireo mpandraharaha ara-toekarena tany Toamasina ny tomponandraikitry ny Airtel, tamin’ity herinandro ity. Nampahafantarina ny tetikasa hampiasana ny teknolojia niomerika eo amin’ny sehatry ny fambolena, iarahan’ny Airtel sy ny vovonana Avaya miombon’antoka. Natao sonia tany Toamasina ny fifanarahan’ izy ireo sy ny ONG Adid. Nilaza ny tale jeneraly mpisolo toerana […]
Maty voatsatok’antsy : mpamily citerne efa noviravirain’ny biby
Nitrangana vonoan’olona mahatsiravina indray teo anoloan’ny toeram-pivarotana iray amin’ny lalana rarivato, Ankirihiry Toamasina, ny alarobia maraina teo. Tovolahy vao 27 taona ity nisy namono ity. Raha ny fitsirihana nataon’ny dokotera eo anivon’ny BMH, tsatok’antsy efatra no hita tamin’ny vatany, teo amin’ny tratrany sy ny sandriny havanana. Navelan’ireo nahavanon-doza teo amin’ny […]
TSELATRA
Voasambotra ny zandary tao Sabotsy Namehana, ny 15 novambra teo ny efa-dahy mpitsindrona zava-mahadomelina mahery vaika sady mpangalatra jiro mandeha amin’ ny herin’ny masoandro. Tratra teo am-pihanihana andrin-jiro teny Antsofonondry ny roa lahy tamin’ ireto mpangalatra ireto. Dahalo roa lavon’ny mpitandro filaminana tao amin’ny fokontany Ambohipeno, kaominina Ankazomiriotra, distrikan’i Mandoto, […]
Vonoan’olona feno habibiana : mpiandry osy hita faty voatapa-doha
Voasambotry ny mpitandro filaminana ny telo lahy nanapa-doha tovolahy iray tao Amboasary Atsimo, afakomaly. Tovolahy iray 19 taona, mpiandry osy iray maty novonoin’ny jiolahy tamin’ny fomba feno habibina tao amin’ny kaominina Ifotaka, distrikan’Amboasary Atsimo, afakomaly. Mpamboly sy mpiompy ity niharam-boina ity ka teo am-piandrasana osy no nisy nikapa tamin’ny zava-maranitra ny lohany. […]




