Hitantana ny federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF), mandritra ny taom-piasana manaraka, Andriamanampisoa Alfred. Ligim-paritra 14 nanome fitokisana azy hitondra izany mandritra ny efa-taona. Tontosa soa aman-tsara, tetsy amin’ny Novotel Ivandry, ny sabotsy 14 oktobra lasa teo, ny fivoriambe nifidianana izay ho mpitantana ny federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF), ho an’ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Hevitra mievotra
Izay tsy miady, olom-bodo; ny to fo, mamosavy. Ny isavorovoroan-kilantoana. Ny heloka ibabohana, mody ho rariny; ny marina itompoana, mody ho heloka… Inona koa? Heverina ho fahendrena malagasy avokoa izany. Mbola mitoetra sy ekena ho marina ary iainana hatramin’izao? Kibo mitsara tena ny tsirairay. Na izany aza, misy hatrany […]
Kandidà Rajoelina Andry : Mamy hoditra amin’ny vahoaka
Hatrany Fianarantsoa, hatraty an-drenivohitra, porofoin’ny vahoaka fa mbola Andry Rajoelina, kandidà laharana fahatelo, no mendrika ho filoha. Nifanitsa-kitro ny mpanohana, resy lahatra aminy. Mbola voaporofo ny fitiavan’ny vahoaka ny kandidà Andry Rajoelina amin’ireo faritra nolalovany amin’izao fampielezan-kevitra izao. Anisan’ny nisongadina tamin’ny faran’ny herinandro teo ny tao Fianarantsoa sy ny teto […]




