Auteur/autrice : Adnews

Justice et Paix : “Aoka hampizorina araka ny tokony ho izy ny fifidianana”

«Aoka ny tomponandraikitra misahana fifidianana hanao izay rehetra hampizotra izany araka ny tokony ho izy sy tsy mitanila», hoy ny fanambaran’ny vaomieran’ny Eveka misahana ny fahamarinana sy ny fiadanana, novakin’ny sekretera jeneraly, ny pretra Ran­drianasolo Sata Jean-Noël, omaly, tetsy Antanime­na. Ny fanamafisana ny de­mokrasia sy ny fanjakana tan-dalàna mampanjaka ny […]

Rasoanaivo Laura: hifaninana amin’ny « Abu Dhabi Grand Slam »

Taorian’ny niatrehany ny fiadiana ny tompondaka ma­neran-tany, sokajy Juniors, taranja Judo, fifaninanana iraisam-pirenena roa avy hatrany indray no miandry an-dRasoa­naivo Razafy Aina Laura. Hihazo an’i Abu Dhabi izy, ny 24 oktobra izao, hiatrika ny “Abu Dhabi Grand Slam 2023”. Hitohy any Senegal kosa ny diany, ny 11 novambra, hifaninana amin’ny […]