Auteur/autrice : Adnews

SOMBIM-BAOVAO

Araka ny vaovao navoakan’ny tambajotran-tserasera omaly, nahazo fifanarahana tamin’ny klioban’ny AL Duhaïl Qatar, i Christophe Galtier, Fran­tsay mpanazatra. Fifanarahana mandritra ny roa taona no azon’ity Frantsay teknisianina ity. Marihina fa efa nanazatra ny Paris Saint Germain i Christophe Galtier, ny taom-pilalaovana 2022-2023. Noho ny fahoriana mianjady amin’i Kylian Mbappe, Frantsay […]

Kitra – « Fenêtre FIFA » : anatin’ny fanomanana tanteraka ny Barea de Madagascar

Efa ao anatin’ny vanim-potoana ny « Fenêtre FIFA” isika izao. Miatrika lalao ara-pirahalahiana iraisam-pirenena roa i Madagasikara amin’izany. Efa any Marôc ny ekipam-pirenena Barea de Ma­dagascar. Ny alarobia 11 oktobra lasa teo, nanom­boka nanao fanazarantena tao amin’ny kianjan’ny Academie Sportive Chabab Marôc, tao Casablanca, izy ireo. Natao hanomanana ireo lalao iraisam-pirenena […]

INDRAY MIJERY

Tapaka nandritra ny filankevitry ny minisitra ny alarobia teo ny fandraisan’ny fanjakana an-tanana ny hetra sy ny habantseranana amin’ny fanafarana avy any ivelany ny pasipaoro miisa 22 000. Torak’izany ny fanafarana fitaovana entina hametrahana ny laboratoara de Science médico-légal numérique (digital forensic laboratory). Ho an’ny minisiteran’ny Mponina, tapaka nandritra ny […]

ORCHIDEE BLANCHE : hiresaka amin’ny ray aman-dreny

Hiresaka momba ny fahasembanana ara-tsaina, ny fanaitairana ireo retsi-pandre, ny fanaitairana ara-batana, ny CME Orchidée Blanche manomboka amin’io herinandro io, eny Androhibe. Fihaonana arahina fifanakalozana sy fifampizarana no hatao amin’izany. Hiompana betsaka amin’ny fanaitairana ny vavahadin-tsaina ho an’ny zaza madinika 1 hatramin’ny 8 taona no hatao amin’izay. Natao indrindra ho […]