Auteur/autrice : Adnews

RN2: olona telo nitondra hazo sarobidy voasambotra

Tompon-kazo roa sy mpamily fiara iray voasambotry ny zandary mpanao fisafoana teny amin’ny lalam-pirenena faharoa, teo Ambatolaona, PK 58, afakomaly maraina. Nanao fisavana tampoka ny fiara sprinter mpitatitra entana ny mpitandro filaminana. Ni­tondra hazo an-jatony ny fiara ka nanamarina ny karazan’ izany sy ny taratasy nifan­draika aminy ireto farany. Voa­marina […]

Fitaterana an-dranomasina : dimy mianaka maty an-drano

Maty vokatry ny loza an-dranomasina, omaly, ny olona dimy mianaka. Tsy nahatohitra ny tso-drivotra mahery ny botry ka saika nivadika. Vokany, nisy ny mpandeha latsaka an-drano. Zazalahy iray sy vehivavy efatra maty vokatry ny faharendrehan’ny botry tao amin’ny vavaranon’i Be­tania ao Morondava, omaly tamin’ny 5 ora hariva. “Mam­pitohy an’i Maintirano […]