Auteur/autrice : Adnews

TARATRY ny KANTO

« Slam nationale 14 ». Vonona avokoa ny rehetra amin’ny fanatanterahana ny « Slam nationale 14 ». Nampahafantarin’ny mpikarakara omaly, tamin’ny fomba ofisialy ny fandaharam-potoanan’ny hetsika. ADMC-CRAAM Ankatso, IFM Analakely, AFT Anda­vamamba no hanatanterahina ny hetsika, manomboka ny 21 septambra 2023 izao. “Atelier Hay”. Mitohy hatrany ny fampivelarana ny kilonga 12 hatramin’ny 15 taona, […]

« Opération Bokiko » : miditra amin’ny andiany faharoa ny “Tsenaben’ny boky”

Hotanterahina ny 22 sy 23 septambra 2023, eny An­driam­pamaky, ny hetsika “Tsenaben’ny boky”, andiany faharoa. Ny “Opération Bo­kiko” miaraka amin’ireo mpiara-miasa sy mpiara-miombona antoka aminy no mikarakara ny hetsika. Fifaninanana maro samihafa manodidina ny vaky boky sy ny literatiora no handravaka ny roa andro hanaovana ny hetsika. Fana­tonana sy fampirisihana […]

Fakafaka: Ny todin’itsy, misy !

  Toa tsy mba afak’olana mihitsy i Madagasikara ? Marina izany, satria, maro loatra ny olana nambolena teto. Samy nanondraka sy nanisy zezika ireny olana ireny ireo namafy ny voa. Iray amin’izany ny Frantsay mpanjakazaka an-ta­nin’olona. Niteraka olana goavana be, ohatra, ny fanisihina tao an-tsain’ny Malagasy fa « vanim-potoana maizina no nodiavin’ny […]

Semipi – Fianarantsoa : mivoatra manaraka ny vanim-potoana ilay “Paradisa faharoa”

Sekoly mamolavola ireo tovolahy ho taninke­tsan’ny Foloalin­dahy ny Sekoly miaramilam-pirenena (Semipi), ao Be­ravina Fiana­ran­tsoa. Maro ireo manamboninahitra ambony efa mitana an­draikitra eto amin’ny firenena no nandalo tao amin’ny sekoly. «Fahaizana – Fa­hen­drena – Fandrese­na ». Io no tarigetra napetraky ny tomponandraikitra eo anivon’ny Semipi amin’ny famolavolana ireo miaramilakely, beazina sy volavolaina […]