Rakibolana. Nampahafantarina omaly, teny amin’ny minisiteran’ny Toekarena sy ny fitantanam-bola ny « Rakibolana I », mampivondrona ireo teny sy voambolana teknika ara-ekonomika. Fiaraha-miasan’ny departemantan’ny minisitera rehetra sy ny holafitry ny mpanao gazety ary ny Foibem-pitondran’ny Seraseran’ny MEF no nahatanteraka ny tetikasa. Village Culturel des jeux des iles. Mitohy hatrany ny fampialana voly […]
Auteur/autrice : Adnews
Fanaovam-beloma farany : hoentina ao amin’ny Kianjan’ny Hiragasy i Petit
Nodimandry ny alahady 27 aogositra teo, Rasamimanana Rochel fantatra eo amin’ny tontolon’ny hiragasy amin’ilay solon’anarana « Petit ». Izy no filohan’ny Federasion’ny mpihiragasy. 66 taona izy izao nindaosin’ny fahafatesana izao. Araka ny vaovao nampitain’ny filoha lefitry ny federasiona, hampandalovina etsy amin’ny Kianjan’ny Hiragasy Ampefiloha ny nofomangatsiakan’ity andrarezin’ny hiragasy ity, ny alarobia 30 […]
Kalon’ny fahiny, ho vazon’ ny ankehitriny !
Tanjona sa nofinofy ? Izay ilazana azy tsy maninona, fa toa maneho kisarintsarim-paniriana ihany ny filazana fa « kalon’ny fahiny, ho vazon’ny ankehitriny » ! Azo adika amin’ny hoe, hiverina eny am-bavan’ny Malagasy indray ny kalon’ny fahiny. Ho takany ny hevi-dehibe ampitain’ny tononkira ka hanana ny akony eo amin’ny fiainany. Tsy azo […]
Tarika Baobab : homarihina amin’ny seho maro ny faha-5 taona
Miezaka mitandro fatratra ny aingampanahim-pamoronana. Tarika Baobab, iray amin’ireo mamelona ny hira nanana ny lazany teo anelanelan’ny taona 1960 – 1980 – 1990. Dimy taona niakarana an-tsehatra. Tarika Baobab, ivondronan’ireo mpitendry sy mpihira efa samy manana ny maha izy azy eo amin’ny mozika. Mampiavaka azy ireo ny fanandratana hatrany ny […]
Tetikasa “Madagasikarantsika” : tafapetraka ny alan-javaboahary voalohany any Ampotaka, Mandoto
Tratra ny tanjona! Notokanana tao Ampotaka ny alan-javaboahary voalohany eto Madagasikara. Handrakotra ala ho an’ny taranaka sy ho fanatsarana ny fitantanana ny tontolo iainana maharitra ny tetikasa “Parc Madagasikarantsika”. Tsikitsiky sy hafaliana. Io no nisoritra teo amin’ny endrik’ireo mponina tao amin’ny fokontany Ampotaka, kaominina sy distrika Mandoto, faritra Vakinankaratra omaly, […]




