Higadona anio ilay fotoan-dehibe ho an’ny tontolon’ny fanatanjahantena aty amin’ny ranomasimbe Indianina. Efa tonga eto Madagasikara avokoa ireo delegasiona vahiny rehetra avy amin’ireo nosy rahavavy handray anjara amin’izany. Efa vonona tanteraka amin’ny fandraisana i Madagasikara indrindra ho an’ny lanonam-panokafana. Ankoatra ireo kabary hifandimbiasana, anisan’ny tena andrasana ireo seho sy ravaka […]
Auteur/autrice : Adnews
BAOLINA KITRA: fandresena voalohany ho an’ny Barea
Nahazo fahombiazana avy hatrany ny ekipam-pirenena Barea de Madagascar, omaly, teny By Pass. Mitarika ao amin’ny vondrona “A” i Madagasikara. Isa telo avy hatrany no nalain’ny ekipam-pirenena Barea de Madagascar tamin’ny fifanintsanana isam-bondrona, ho an’ny lalaon’ny Nosy JIOI 2023, taranja baolina kitra ity. Lavon’izy ireo tamin’ny isa 1 no ho […]
VAOVAO TAMBATRA
Mitsangana ny orinasam-panjakana hitantana ny zotra an-dalamby an-tanàn-dehibe, na ny «Société d’exploitation du Train urbain» (SETU). Mitentina 100 000 000 Ar ny renivolan’ny orinasa, ka an’ny fanjakana malagasy ny 75%, ary an’ny kaominina, CUA, ny 25%. Tokony ho efa nandeha tamin’ny tapaky ny volana teo ity zotra an-dalamby ity. Voatendry […]
Orinasa Rio Tinto: nohavaozina ny fifanarahana amin’ny fanjakana
Hita ny marimaritra iraisana eo amin’ny Rio Tinto sy ny governemanta malagasy mikasika ny lafiny hetra ho an’ny orinasa Qit Madagascar Minerals (QMM). Natao sonia, ny 22 aogositra teo, ny fifanarahana fiaraha-miasa hitrandrahana maharitra ataon’ny QMM any Taolagnaro. Anisan’ny tanjona ao anatin’ny fifanarahana ny hisitrahan’ny vahoaka malagasy bebe kokoa ny […]
Faritra arovana: fifaninanana ho an’ny mpanao gazety
Nampahafantarina, omaly, tamin’ny fomba ofisialy, ny fifaninanana ho an’ny mpanao gazety, hanao fanadihadiana mikasika ny Faritra arovana (AP) eto Madagasikara. Miaraka mikarakara azy ny Tahirim-bola ho an’ny faritra arovana sy ny karazan-javamananaina eto Madagasikara (FAPBM), ny tetikasa Varuna ary ny Fikambanan’ny mpanao gazety mikirakira ny tontolo iainana (AJE). Tsikaritra hoy […]




