Nanjakan’ny ekipa avy any amin’ny faritra ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja handball, sokajy zandriny, lehilahy “minime, cadet, junior”. Fifaninanana, notanterahina tany amin’ny kianja mitafon’i Boeny, ny 9 ka hatramin’ny 19 aogositra lasa teo. Ho an’ny “minime”, adin’ny samy Ihorombe ny famaranana. Fihaonana nikatrohan’ny Vasia sy ny ASLPNYA. Resin’ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Lalaon’ny Nosy : tonga ny Club M, ekipam-pirenena maorisianina
« Haka ny medaly volamena no tanjon’ i Maurice» hoy nympanazatra Rasoanaivo Fidy. Malagasy mpanazatran’ny Club M, ekipam-pirenena maorisianina. Nigadona tetsy Ivato, tamin’ny 3 ora sy 15 mn ny ekipam-pirenena maorisianina, taranja baolina kitra, na ny Club M. “Mitovy amin’ny rehetra ny tanjoko dia ny hahazoan’i Maurice ny medaly volamena, amin’ity lalaon’ […]
INDRAY MIJERY
Hanao volon’andro ririnina ny andro anio sy rahampitso, hahatsapa hatsiaka, araka izany, ny amin’ny faritry ny afovoantany, hoy ny foibe famantarana ny toetry ny andro. Mandrahona ny ilany atsinanan’ny afovoantany anio ary 22°C -24°C ny maripana ambony indrindra amin’io faritra voalaza io. 66,04 % ny taham-pahafahana bakalorea ho an’ny faritanin’i […]
Toamasina : 62, 35% ny taham-pahafahana bakalorea
Niakatra ho 62,35% ny taham-pahafahana fanadinam-panjakana bakalorea, ho an’ny faritany Toamasina, ahitana faritra telo : Alaotra Mangoro, Atsinanana ary Analanjirofo. 62,30 % ny taham-pahafana ny taon-dasa. Nihaona ny alatsinainy lasa teo, tetsy amin’ny CEG Ratsimilaho ireo mpampianatra sy filohan’ny oniversite nandinika ny naoty farany ambany. Nambaran’ny filohan’ny oniversite, dokotera Razanakolona […]
« Salon de l’étudiant »: Vinavinaina ho 10 000 ny hitsidika
Mikarakara «Salon de l’étudiant» ny Centre d’information et de documentation scientifiques et techniques (CIDST). Hotanterahina etsy amin’ny lycée JJ Rabearivelo Analakely izany ny 24 sy 25 ary 26 aogositra ho avy izao. Miavaka ny hetsika amin’ny fandraisan’ireo ivontoeram-panofanana ho mpiasam-panjakana sy ireo sekoly ambony eto Antananarivo sy avy any amin’ny […]




