Hanainga ato ho ato ireo Malagasy mpianatra 27 mianadahy handranto fianarana any Chine. Nisafidy lalam-piofanana maro izy ireo. Hiverina an-tanindrazana rehefa vita ny fianarana. Nampahafantarina omaly, teny Ivato, ireo tanora 27 mianadahy hanohy fianarana any amin’ny Repoblika entim-bahoakan’i Chine. Hanainga ato ho ato izy ireo ary hiparitaka amin’ireo oniversite 23 […]
Auteur/autrice : Adnews
TARATRY ny KANTO
Tafatsangana ny « Sehatra bagasy » any Frantsa. Io no anisan’ny voandalana lehibe nentin’ny R’Imbosa nandritra ny fandalovany tany an-toerana. Mialoha ny fifidianana dia ireto aloha no mitantana : Raiamandreny : Rakotonirina Wilson sy Hanta mivady. Filoha : Andrianasolo Rolland Rafiankinana sy Antso mivady. Mpitan-tsoratra : Rasoamahenina James sy Eliane mivady. Tsy mivelatra ny hosodoko. Noho […]
Lalaon’ny Nosy : misy ny sehatra ho an’ny haikanto sy ny kolontsaina
Misokatra manomboka anio hatramin’ny 2 septambra 2023, eny amin’ny Village Voara Andohatapenaka, ny “Village Culturel des jeux des îles”. Hetsika natokan’ny mpikarakara ny lalaon’ny Nosy hampahafantarana ny zava-misy eo amin’ny haikanto sy ny kolontsaina, avy amin’ireo nosy mandray anjara. Tanjon’ ny hetsika ny hampahafantatra ny kolontsain’ireo nosy manodidina, indrindra ny eto […]
MSK-OIF : mihamafy ny fiaraha-miasa
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy,omaly, teny amin’ny Alliance française d’Antananarivo (AFT Andavamamba), ny hetsika fampirantiana “La Francophonie dans la diplomatie et à travers les contenus Culturels Malagasy”. Fiaraha-miasan’ny minisiteran’ny Serasera sy ny kolontsaina (MSK) sy ny « Organisation Internationale de la Francophonie (OIF) » ary ny AFT Andavamamba no nahatanterahan’izao hetsika izao. Tanjona […]
Mozika miaina : namoaka ny rakikira « Fito – Seven » Rajery
Mpanakanto 43 taona nitendrena valiha. 40 taona niakarana sehatra. 30 taona niatrehana ny sehatra iraisam-pirenena. Hita taratra ao anatin’ny rakikira « Fito – Seven » avokoa ireo traikefa ireo. Mpanakanto manana ny lazany eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena ! Nampahafantarin-dRajery, omaly, tao amin’ny Carlton Anosy, ny fivoahan’ny rakikira vaovao « Fito – Seven ». Hira 9 no voarakitra ao […]




