Nambara tamin’ny fomba ofisialy teny By-pass, ny sabotsy lasa teo, fa handeha ho any Espagne ny sekolin’ny baolina kitra Netfoot. Hiatrika ny fifanintsanana “Mic”, izay hatao any an-toerana, ny avrily 2025 izao. Araka ny fanazavana azo teny an-toerana, ny sokajy U19, lehilahy, no handeha amin’io fotoana io. Tsy mbola ampy […]
Fanatajahantena
Tenisy U12 : Norombahin’ny Akomba ny medaly volafotsy
Laharana faharoa aty amin’ny tapany atsimon’i Afrika ny Akomba de Madagascar, taranja tenisy, ho an’ny sokajy zandriny, vehivavy. Nandrombaka ny medaly volafotsy ary hiatrika ny fiadiana ny ho tompondaka kaontinantaly izy ireo. Tontosa, ny sabotsy lasa teo, tao Maputo, Mozambika, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja tenisy, ho an’ireo […]
Rugby – Federal 2 Hifampitana ny Rosa sy ny 3F5
Hitohy etsy amin’ny Kianja Malacam Antanimena, rahampitso, ny andro fahadimy amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara “Federal 2”, taranja rugby. Anisan’ny fihaonana goavana ny fifandonan’ny Rosa Club de l’Imerina sy ny 3F5 Amboditsiry. Fileovana samy manana ny fahaiza-manaony ny roa tonta. Havanana amin’ny tolotolotra haingam-pandeha ry zareo Rosa. Mafy ao […]
Filohan’ny Caf teo aloha: nodimandry Issa Hayatou
Misaona ny tontolon’ny baolina kitra aty amin’ny kaontinanta afrikanina. Nodimandry teo amin’ny faha-77 taonany, tany Paris, ny alakamisy lasa teo, ilay Kameroney filohan’ny kaonfederasiona afrikanin’ny baolina kitra (Caf) teo aloha, Issa Hayatou. Nitantana ny Caf nandritra ny taona 1988-2017 izy, ary efa voatendry ho filoha vonjimaikan’ ny Fifa ny taona […]
« Ligue des Champions Caf »: mbola baraingo ny momba an’i El Hadari ao amin’ny Disciples Fc
Hotanterahina atsy Maurice, ny 18 aogositra ho avy izao, ny lalaon’ny Disciples FC sy ny Orlando Pirates Afrika Atsimo. Andrasana ny mahakasika an’i EL Hadari. Afaka dimy andro, izany hoe, ny 15 aogositra ho avy izao no hanainga eto an-tanindrazana ho any amin’ny Nosy Maurice, ny Disciples FC Madagasikara. Hiatrika […]