Nanomboka omaly, teny amin’ny Kianja Ambohidratrimo, ny andro voalohany amin’ny “Poule des As”, fifanintsanana hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra, sokajy D2. Fifaninanana hiadian’ireo ekipa efatra tafavoaka tamin’ ny fifanintsanana isam-bondrona. Tsara fanombohana ny ekipan’ny Clinique Zanatany avy any Sofia. Resiny, tamin’ny isa mazava 5 no ho 2, […]
Fanatajahantena
SOMBIM-BAOVAO
Hotanterahina anio sy rahampitso, eny amin’ny Kianja basikety Ankatso, ny fifaninanana basikety 3×3 “Inter-mention”. Lalao hifaninanan’ ireo sampam-pampianarana misy eny amin’ny “Facultés des Sciences” eny amin’ny Oniversite an’Antananarivo, izay hiarahan’izy ireo misalahy amin’ny Federasionina malagasin’ny basikety. Hotanterahina manomboka ny 15 desambra izao, ny Herinanandron’ny Karate-do malagasy, izay hatao eny amin’ny […]
Lalao Fihezama 2025 : Any Manjakandriana, ny 20 sy 21 desambra
Any Manjakandriana indray no hanatanterahana ny Lalao Fihezama (Fitaizana herin’ny zatovo malagasy), ny 20 sy 21 desambra izao. Fotoana hanehoana firahalahiana, fifankatiavana, fihavanana ary firaisankina ity fifaninanana ity, raha ny nambaran’ny filohan’ny Fihezama, Rakotovao Jacky Raymond. Manentana ireo mpikatroka mivondrona eo anivon’ny Fihezama ity filoha ity handray anjara ary hanatona […]
Rugby Malagasy : Hiavaka ny fankalazana ny faha-125 taona
Tapaka, omaly, fa hatao manomboka ny 20 desambra ho avy izao, etsy amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, ny fankalazana ny faha-125 taonan’ny Rugby malagasy. Hisy ny hetsika maro hatao amin’io, anisany ny “Super Coupe” Hankalazaina manomboka ny 20 desambra ho avy izao, etsy amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, ny faha-125 taonan’ny Rugby […]
“Africa Cup 3×3”: Notoloran’ny Yas 52 000 000 Ar ny Ankoay
Noraisin’ny Yas Madagasikara, teny Andraharo, omaly, ny mpilalaon’ny Ankoay sy ireo Staff teknika ary ny mpanazatra, taorian’ny nandrombahan’i Madagasikara ny tompondakan’i Afrika basikety 3×3, sokajy lehilahy sy vehivavy. Fifaninanana notontosaina ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina. “Chèque cadeau” 52 000 000 Ariary no natolotry ny Yas ho […]





