Navoakan’ny Fédération sport-boule malagasy (FSBM) tao amin’ny tambanjotran-tseraserany, omaly, ny anaran’ireo handrafitra n”y ekipam-pirenena hiatrika ireo fifaninanana iraisam-pirenena roa, ny “Masters” sy ny “Tournoi Estival”, hatao any France, manomboka ny faran’ity volana ity. 10 mirahalahy izy ireo ka anisan’ireo tafaverina ao anaty ekipa indray i Tiana (Tonnerre). Ankoatra izay, tsy […]
Fanatajahantena
Beach soccer : resin’i Menabe Atsimo Atsinanana
Nisongadina ny ekipan’i Menabe nandritra ny fifaninanana baolina kitra lalaovina eny amin’ny torapasika (beach soccer) tafiditra ao anaty hetsika “Festival Mazavaloha”. Fifaninanana nanomboka omaly, ary tanterahina any Mahajanga. Nomontsanin’izy ireo, tamin’ny isa mavesatra 15 no ho 1, ry zareo avy any Atsimo Atsinanana. Ao anatin’ny tanjany tsara, araka izany, ny […]
Barea A’- Cosafa 2025: Mbola baraingo ny mpandimby ny toeran’i Nina
Efa nanainga omaly alina, nihazo any Afrika Atsimo, hamonjy ny fifaninanana afrikanina ho an’ny faritra atsimon’i Afrika “Cosafa”, ny Barea A’. Mpilalao 23 nantsoin’ny mpanazatra Rôrô tamin’izany. Nivoaka omaly, alina, tao amin’ny pejin’ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra (FMF), ny lisitry ny Barea, izay hiatrika ny Cosafa 2025, hatao any Afrika […]
Federasionina malagasin’ny tolona : Hiditra amin’ny fampiofanana an-tsekoly
Taorian’ny fifaninanana afrikanina natao tany Maroc, hanomana hetsika maro ny Federasionina malagasin’ny tolona (FML). Araka ny fampitam-baovao nataon-dRaveloson Mamitiana, filohan’ny federasionina FML, ny sabotsy teo, tetsy Ampefiloha, hiditra amin’ny hetsika fampiofanana ny taranja eny an-tsekoly, “Wrestling School”, izy ireo, ny 6 jona ho avy izao, etsy amin’ny ANS Ampefiloha, raha […]
«Cosafa 2025» : Andrasana ny lisitry ny Barea A’
Hotanterahina manomboka rahampitso hatramin’ny 15 jona ho avy izao, any Afrika Atsimo, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika aty amin’ny faritra Atsimo. Tsy mbola nivoaka ny lisitry ny Barea de Madagascar, hatramin’ny omaly alina. Raha tsy misy ny fiovana, mety hanainga eto an-tanindrazana ny 4 jona ho avy izao ny […]





