Nifarana ny alahady teo ny fifaninanana « Tournoi de Noël” natao tany La Réunion. Tsy tonga tany an-toerana ny Malagasy. Noho ny tsy fahavitan’ny taratasy « visa », tsy afaka nanatrika ny fifaninanana « Tournoi de Noël », natao ny 1 sy 2 desambra lasa teo, tany La Réunion, ny Malagasy. Ny taona 2024 […]
Fanatajahantena
« Baolina kitra mahatafita » : Malagasy dimy hilalao any ivelany
Taorian’ny andrana farany izay natao ny alahady lasa teo teny Mahamasina, Malagasy mpilalao dimy nanaovan’ireo teknisianina vahiny fanadihadiana manokana “entretien individuelle”. Raha ny fanazavana voaray tamin-dRamisamanana Lova, lehiben’ny LNR Sport Management, omaly, hahazo fanasana avy amin’ireo klioba vahiny izy dimy mirahalahy ireo rehefa manomboka ny “mercato d’hiver”. Tsiahivina fa efa […]
Tenisy – Mada 2023: norombahin’i Nicolas sy Tsanta ny amboara
Nifarana omaly, teny amin’ny Club olympique de Tananarive (COT) Ankadikely Ilafy, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara “Mada 2023”, taranja tenisy. Norombahin’i Nicolas ny amboaran’ny “1ère série”, lehilahy, raha toa ka azon’i Tsanta ny an’ny vehivavy. Nahazo lelavola 6 tapitrisa Ariary avy izy mianadahy. Marihina fa ity fifaninanana ity, nandraisan’ireo sokajy […]
Kick boxing : miady any Chine ny Malagasy mpikatroka
Manomboka miverina miditra tsikelikely amin’ny sehatra matihanina indray, tamin’ity taona 2023 ity, ny Malagasy mpikatroka, eo amin’ny taranja kick boxing. Malagasy mpikatroka maromaro amin’izao fotoana no miatrika izay ady matihanina izay any Chine, anisan’izany i Rojo. Efa any Chine izy amin’izao fotoana ary manoman-tena fatratra hiatrika izany ady izany. Araka […]
Grand Tournoi Antananarivo : lavon’ny FC Rouge ny Ajesaia
Nifarana omaly, teny amin’ny kianjan’Ambohidratrimo, ny andro voalohany, fifaninanana baolina kitra “Grand Tournoi Antananarivo”. Lavon’ny FC Rouge tamin’ny isa mavesatra 3 no ho 0 ny ekipan’ny Ajesaia Bongolava “OPL”. Raha hiverenana ny lalaon’ny roa tonta, nanindry tanteraka ny ekipan’ny FC Rouge teo amin’ny fizaram-potoana voalohany. Porofon’izany ny baolina tafiditr’i Pito, […]