Fanatajahantena

Rugby- Tompondakan’i Afrika : Hampiatrano ny fifanin­tsa­nana i Madagasikara

Nanatanteraka valandresaka niarahana tamin’ireo mpanao gazety, ny filohan’ny Malagasy Rugby, Rakotomalala Marcel, omaly, teny amin’ny birao hiasany etsy Andohatapenaka. Nison­gadina tamin’izany ny handraisan’i Madagasikara, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, amin’ny taranja Rugby lalaovin’olona fito, sokajy vehivavy. Araka ny nambaran’ity lehiben’ny federasiona ity, zava-dehibe tokoa io fifaninanana io satria natao […]

Sombim-baovao

Tontosa, omaly, tetsy amin’ny biraon’ny minisiteran’ny Fanatanjahantena sy ny Tanora (MJS) teny Ambohijatovo, ny fifamindrana andraikitra, teo amin’ny mpitantana ny seraseran’ny MJS teo aloha sy ny Talen’ny serasera vaovao, Randrianarisoa Riana Raymonde. Araka ny fikarohana natao, hatao any Rabat Maroc, ny alatsinainy ho avy izao, ny antsapaka hahafantarana ireo mpiray […]

Judo-Vétérans : Hatao eto Madagasikara ny « Mondial 2025 »

Taona hiavaka ho an’ny taranja Judo ity taona 2025 ity. Voalohany amin’ny tantara, handray ny fiadiana ny tompondaka maneran-tany, sokajy Vétérans, i Mada­gasikara amin’ity taona ity. Any amin’ny volana novambra any no hanatanterahana izany. Mpikatroka manerana izao tontolo izao, manodidina ny 2000 eo no ho avy eto Madagasikara hiatrika ity […]

Barea de Madagascar: Mpilalao efatra tsy manana klioba

Mandalo fahasahiranana amin’izao fotoana izao, ireo mpilalao mpilaravinahitra sasantsasany ao amin’ny Barea de Madagasar. Hatreto, fantatra fa miisa efatra ireo tsy mbola manana klioba hilalaovana na efa ho tapitra aza ny fe-potoana farany amin’ny fahazoana mifindra klioba. Anisan’ireo mbola mitady fotoana hilalaovana hatramin’izao, Ibrahim Amada. Eo koa ny mpiandry tsatoby, […]

Baolina kitra : Hilalao eo Mahamasina indray ny Barea

Ny volana marsa 2024 no nahitan’ireo Malagasy ny lalaon’ny Barea farany teo amin’ny Kianja Mahamasina. Miverina izany ka hiaka-tsehatra hanamafy ny fanomanana ny “Chan 2024” izy ireo. Hotontosaina, anio, etsy amin’ny kianja Barea Mahamasina, ny lalao fitsapana farany hihaonan’ny Barea Chan sy ny ekipa voafantin’ny “Pureplay Football League (PFL)”. Anio […]